RESEAU PCM FMC

RESEAU PCM FMC "Regroupement de Soutien aux Etudiants Adventistes Universitaires »
Mamiratra -Mahatoky-Tanteraka

Page officielle dédiée à tous les étudiants bacheliers et universitaires de Tananarive pour promouvoir leur spiritualité, leur intellectualité et leur développement personnel

🙏🏼Andao hiara-hanangana ny RESEAU🙏🏼Mpianatra Advantista eny amin’ny oniversite fanjakana na tsy miankina eto Analamanga ...
17/08/2026

🙏🏼Andao hiara-hanangana ny RESEAU🙏🏼

Mpianatra Advantista eny amin’ny oniversite fanjakana na tsy miankina eto Analamanga ve ianao, ary mbola tsy manana RESEAU Local ny tontolo misy anao ?

📲 Fenoy ny « formulaire » amin’ny alalan’ity rohy ity Code ary mandraisa anjara amin’ny fananganana ny RESEAU !

https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLSfEXnFo7F55lRbp8_3_JHqADuly2uLoenQmvqkc-HlYiCEe7Q/viewform?usp=dialog

CIMP–RESEAU
Initiatier • Mobiliser • Accompagner

‼️FILAZANA HO AN’IREO CD‼️Antsoina ireo Coordinateurs CD PCM na ireo CD MJA mba handefa hafatra amin’ny pejy ofisialin’n...
11/08/2026

‼️FILAZANA HO AN’IREO CD‼️

Antsoina ireo Coordinateurs CD PCM na ireo CD MJA mba handefa hafatra amin’ny pejy ofisialin’ny RÉSEAU PCM FMC.

🎯 Tanjona : hananganana groupe de discussion Messenger ho an’ireo CD, mba hanamorana ny fifandraisana sy ny fampitana vaovao momba ny CIMP-RESEAU.

📩 Mifandraisa aminay amin’ny alalan’ny pejy ofisialin’ny RESEAU PCM FMC.

FANAMBARANANy MJA FMC sy ny RESEAU PCM FMC dia manambara amin’ny fomba ofisialy ny fananganana ny CIMP–RESEAU, na Comité...
10/08/2026

FANAMBARANA

Ny MJA FMC sy ny RESEAU PCM FMC dia manambara amin’ny fomba ofisialy ny fananganana ny CIMP–RESEAU, na Comité d'Initiative pour la Mise en Place du RESEAU.

🎯 Ny iraka :
- Mamolavola drafitra hananganana RESEAU local any amin’ireo tontolo izay mbola tsy manana izany ;
- Mikarakara ireo hetsika sy fihaonana ilaina amin’ny fanatanterahana izany ;
- Mampita votoaty mahasoa mba hampahafantarana sy hanentanana ireo mpianatra Advantista eny amin’ny oniversite voakasik’izany.

‼️Fanamarihana : Ity hetsika ity dia natao ho an’ireo mpianatra Advantista eny amin’ny oniversite eto amin'ny faritra Analamanga izay mbola tsy manana RESEAU local (noho izany tsy voakasika izany ny mpianatra eny anivon'ny Université d'Antananarivo, ESPA Vontovorona, ENS)‼️

CIMP–RESEAU
Initier - Mobiliser - Accompagner

📣 FIKAONAN-DOHA STRATEJIKA 𝐉-𝟐 ⏳Efa kely sisa ohhh! 🔥🎓 Ho an'ny mpianatra advantista eny amin'ny anjerimanontolo na mian...
07/08/2026

📣 FIKAONAN-DOHA STRATEJIKA 𝐉-𝟐 ⏳

Efa kely sisa ohhh! 🔥

🎓 Ho an'ny mpianatra advantista eny amin'ny anjerimanontolo na miankina na tsia amin'ny MESUPRES (IST, CNTEMAD, INTH, INSCAE, ...) sy tsy miankina amin'ny fanjakana ka mbola tsy manana RESEAU PCM ao amin'ny toeram-pianarany,
Ity fotoana ity dia natao indrindra ho anareo!

⚠️ Mihemotra kosa ilay fivondronan'ny mpianatra eny amin'ny FDSP Ankatso. Ho avy manaraka eo ny fandaminana. Mankasitraka hatrany ny amin'ny fahavononanareo 🙃

🤝 Andao hiara-hanorina tambazotra matanjaka, hifanohana ary hiomana hiara-hiasa amin'ny asa fitoriana eny amin'ny campus.

📅 Alahady 09 Aogositra 2026
🕗 08:00 – 10:00
📍 Grande Salle FMC

✨ J-2 sisa! Aza hadino ny manasa ny namana rehetra hiaraka aminao. Miandry anao izahay! 💜🙌

📣FILAZANA📣 (Vakio tsara hatramin'ny farany😉)
29/07/2026

📣FILAZANA📣
(Vakio tsara hatramin'ny farany😉)

Tontosa soa aman-tsara ny fihaonana sy ny fifidianana teo anivon'ny  RESEAU Ambolokandrina ✨Miarahaba an'ireo mpiara-mia...
26/07/2026

Tontosa soa aman-tsara ny fihaonana sy ny fifidianana teo anivon'ny RESEAU Ambolokandrina ✨

Miarahaba an'ireo mpiara-miasa vaovao🙏 mino izahay hoe hahavita be ianareo amin'ny asan'i Tompo izay nampiandraiketiny anareo 🤗

Asainay ianareo hianoka an-tsary izany fihaonana nahafinaritra izany🥰

23/07/2026
⚠️Fiantsoana ny mpianatra adventistes rehetra ao amin'ny FDSP⚠️Miarahaba antsika rehetra indray 👋📣 Antsoina manokana ire...
22/07/2026

⚠️Fiantsoana ny mpianatra adventistes rehetra ao amin'ny FDSP⚠️

Miarahaba antsika rehetra indray 👋

📣 Antsoina manokana ireo mpianatra adventistes rehetra ao amin'ny Faculté de Droit et des Sciences Politiques.
👉 Antony : Hanangana groupe vaovao ho an'ny RESEAU FDSP isika
⚠️ Hofafana ilay groupe teo aloha ka ho soloina vaovao, ho fanatsarana sy fandaminana izany ☺️

Noho izany ary :
Manasa ireo rehetra voakasik'izany mba handefa hafatra miafina (mp) ato amin'ny pejy na any amin'i Ny Ony Managnandro ☺️
https://www.facebook.com/share/1ECdyV9HcK/

Mankasitraka anao sahady amin'ny fahavononanao 🙏😉

🎓 BACCALAURÉAT 2026🎓Ry zandry isany, Izany teny fikasana mamy indrindra izany no atolotra anareo am-pitiavana.Hanome sai...
19/07/2026

🎓 BACCALAURÉAT 2026🎓

Ry zandry isany,
Izany teny fikasana mamy indrindra izany no atolotra anareo am-pitiavana.
Hanome saina anareo sy hitsinjo anareo ny mason'Ilay Zoky tia.✨

Mirary soa ho anareo zandry hanala fanadinana baccalauréat rehetra eh !

Salamo 32:8🤗

18/07/2026

Address

Antananarive

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RESEAU PCM FMC posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to RESEAU PCM FMC:

Shortcuts

Share