Antalaha Nintsika Jiaby

Antalaha Nintsika Jiaby Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Antalaha Nintsika Jiaby, Ankolabe, Antalaha.

TSY VITA MORAMORA ZALAH RAHA TY AYY , MILA MIRAY HINA ATSIKA ANTALAHA MBO TSY HO FARALAHY FÔ AMINY RAHA JIABY MANDALO .M...
11/04/2026

TSY VITA MORAMORA ZALAH RAHA TY AYY , MILA MIRAY HINA ATSIKA ANTALAHA MBO TSY HO FARALAHY FÔ AMINY RAHA JIABY MANDALO .
MIFOHAZA ANTALAHA

18/03/2026

710 loading ...

13/03/2026

🎥 REPORTAGE – Toetry ny Maison des Jeunes Antalaha
Ity no zava-misy amin’izao fotoana izao momba ny Maison des Jeunes eto Antalaha. Toerana iray tokony ho an’ny tanora, ho an’ny fianarana, ny hetsika ary ny fampandrosoana.
Izahay ato amin’ny CCJ Antalaha dia maneho ny fahavononanay handray anjara amin’ny fanarenana sy fanatsarana ity toerana ity.
🤝 Manasa ny rehetra hiara-hientana aminay: ny tompon’andraikitra, ny fikambanana, ny zanaka Antalaha eto an-toerana sy any ivelany, ary izay rehetra manana fo hanampy.
Satria ny hoavin’ny tanora dia andraikitry ny rehetra.
Ndao hiara-hiasa hanarina ny Maison des Jeunes Antalaha. 💪
Mankasitraka amin'ny fiaraha-miasa jiaby efa natao Ary Mangataka ny amin'ny Mbola Hoavy DOLLI CLIC - Réalisateur 🙏

03/03/2026
27/02/2026

ANTALAHA 206 >> 710 représente
VIDEO HINDRANA

FANGATAHAGNA NY FIRAISANKINA   ny Mpianatra Université Barikadimy Toamasina nohon'ny fandalovany rivodoza🔥Nanomboko inia...
25/02/2026

FANGATAHAGNA NY FIRAISANKINA

ny Mpianatra Université Barikadimy Toamasina nohon'ny fandalovany rivodoza

🔥Nanomboko iniany ny hetsiky tolo-tagnana ny fagnampiagna ny Mpianatra Université B5 raha ny sarambaben'olo Traboigny Ilay nataontsika taloha ho fifagnampiagna samy firenena araiky.

🔥Tegna tsiraotraotro ny natao iniany izay vokatra fiarahagna tamin'ny Fikambanagna Bazary Ankolabe izay nitaritin'ny Filohany ary eo koa avy tamin'ny Olobe ara-panjakana nitaritin'ny Andriamatoa Mickael Matavar , Ben'ny Tananantsika niaraka tamin'ny ekipany sy Filohan'ny Avara-pianaragna avy nianatra tagny amin'ny Université B5 izay monigny eto Antalaha (AUT B5), Andriamatoa Honore Faly.

🔥 Mahavelom-bolo ny tsiraotraotro natao iniany niaraka tamin'ny Fikambanagna Moivarotro Bazar Ankolabe sy Moivarotro maro
.....ary hitohy amin'ny Bazar amin'ny Bazar Tanambao , ny fikambanan'ny Taxi, Posy, 8 Mars, Fokontany sns ny hetsiky izao.

# Sary fanehoagna firaisankina
Mpanao Gazety RJM

📍 Visite de courtoisieNous avons eu l’honneur d’effectuer une visite de courtoisie auprès de Julien Nasira ( député de M...
24/02/2026

📍 Visite de courtoisie
Nous avons eu l’honneur d’effectuer une visite de courtoisie auprès de Julien Nasira ( député de Madagascar).
Un moment d’échange constructif autour des enjeux liés à la jeunesse et au développement d’Antalaha.
Nous réaffirmons notre volonté de travailler dans l’unité, le respect et la collaboration pour offrir davantage d’opportunités aux jeunes de notre district.
L’avenir d’Antalaha se construit ensemble. 🤝

Antalaha : Nanadio sisin-dàlana RN5A ireo tanora tao Mahevadoany Fokontany Ambatofisaka.Somary hita efa dobo ny sisin-dà...
24/02/2026

Antalaha : Nanadio sisin-dàlana RN5A ireo tanora tao Mahevadoany Fokontany Ambatofisaka.

Somary hita efa dobo ny sisin-dàlana amin'ny lalam-pirenena RN5A izay mampitohy ny district Antalaha sy district Sambava, ary misy olona sasany minia mandeha manary fako ary amin'ny sisin-dàlana ao amin'ny secteur Mahevadoany.

Monoloana izany dia nandray andraikitra avy hatrany ny Fikambanan'ny tonora ao Mahevadoany nifira sy nangala ireo fako hita fa manakona ny arabe mety hiteraka loza hoan'ny mpandeha tongotra, ny Alahady 22 Febroary 2026 tamin'ny tapany maraina. Izany dia notarihin'ny président Fikambanan'ny tanora Mahevadoany Atoa NELAN.

Tsy sambany izao fa matetika manao asa tagnamaro tahaka izao ireto tanora Mahevadoany ireto toy ny fanalana fasika eny ambonin'ny làlana "Goudron", ary tsy hijanona raha tsy tratra ny tanjona dia ny Antalaha madio.

Photos 📸: Erwan Journaliste Jr.

21/02/2026
16/12/2025

Mahagaga asany ilay nahary !
Zavatra sambany nitranga teto Antalaha .
Tornade ilay izy : fitambarany rivotra miodina ary mety ho mahery vaika toy ny loza voajanahary jiaby

09/01/2025

Groupe Méline , izireo moa Rantsana fanantenana Antalaha , Manome voninahitra Andriamanitra 🤗

Address

Ankolabe
Antalaha
206

Telephone

+261326315465

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Antalaha Nintsika Jiaby posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Antalaha Nintsika Jiaby:

Share