Mpitory Filazan-tsara an'i Jesosy Kristy

Mpitory Filazan-tsara an'i Jesosy Kristy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mpitory Filazan-tsara an'i Jesosy Kristy, Religious organisation, Madera Namontana, Anosizato.

05/02/2026

Big shout out to my newest top fans! El-Asna Nohamarininiavo

Deraina ny Tompo fa vita soa aman-tsara ny asa fitoriana filazantsara tao amin'ny faritra Hasina Madera Namontana androa...
08/08/2024

Deraina ny Tompo fa vita soa aman-tsara ny asa fitoriana filazantsara tao amin'ny faritra Hasina Madera Namontana androany niarahana tamin'Andriamanitra sy ny mpanompony‼️🙏🙏🙏🔥🔥🔥
Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany‼️🙏❤️❤️🔥🔥🔥

Misaotra an'i Jesosy Kristy fa Izy no tao ambadikin'ny zavatra rehetra‼️😍🙏🙏🙏😍Vita soa amantsara ny asa fitoriana filazan...
28/07/2024

Misaotra an'i Jesosy Kristy fa Izy no tao ambadikin'ny zavatra rehetra‼️😍🙏🙏🙏😍
Vita soa amantsara ny asa fitoriana filazantsara izay natao omaly tetsy amin'ny faritra CSB II Madera Namontana, izay niarahana tamin'ny tanora mavitrika izay avy ao amin'ny sy
Nahafinaritra ny fotoana satria maro ny hetsika tao
Tao ny lalao baolina kitra niarahana tamin'ny 🦅⚽⚽⚽ sy ny équipe nifanandrina tamin'izy ireo.
Tao ihany koa ny ara-javakanto niarahana tamin'ireo tao an-toerana sy ny vahiny nasaina‼️😍
Tena tsara Andriamanitra nohon'ny asany lehibe‼️😍😍

‼️🙏💝💝💝🙏‼️

Hey Rahalahy‼️Miorena tsara ‼️😍🙏🙏Hey Ranabavy ‼️  Miorena tsara ‼️😍🙏🙏Hey Rahalahy, Ranabavy ‼️😍🙏🙏Mandehana , mahazoa‼️😍🙏...
26/07/2024

Hey Rahalahy‼️Miorena tsara ‼️😍🙏🙏
Hey Ranabavy ‼️ Miorena tsara ‼️😍🙏🙏
Hey Rahalahy, Ranabavy ‼️😍🙏🙏
Mandehana , mahazoa‼️😍🙏🙏

Tongava anareo rehetra ao Ambatolampy.Tahiny Jesosy
25/07/2024

Tongava anareo rehetra ao Ambatolampy.
Tahiny Jesosy

  💪💪🔥🔥  👉 !!!! 👍👍Asaina manokana ianao mandritra ity herinandro ny tanora izay tanterahina manomboka ny 22 hatr@ 28 Jola...
22/07/2024

💪💪🔥🔥
👉
!!!! 👍👍
Asaina manokana ianao mandritra ity herinandro ny tanora izay tanterahina manomboka ny 22 hatr@ 28 Jolay 2024 ity.

National youth week COP TAMATAVEAsaina isika rehetra  eto TAMATAVEFotoana  hanehoan' Andriamanitra ny heriny izaoTsy han...
22/07/2024

National youth week COP TAMATAVE
Asaina isika rehetra eto TAMATAVE
Fotoana hanehoan' Andriamanitra ny heriny izao
Tsy hanenenanao io fa tongava handray ny anjaranao

Hisy ny   ho famaranana ny herinandro ny tanora.Asaina manokana ianao mandritra ity fotoana lehibe ity sady  .Tongava ma...
20/07/2024

Hisy ny ho famaranana ny herinandro ny tanora.
Asaina manokana ianao mandritra ity fotoana lehibe ity sady .
Tongava maro ee‼️

FANASANA HO ANAO izahay mba hotonga hanatrika ny fotoan-dehibe izay atao eto Ambovombe Ambaro 🎉Ny Lahady faha 2️⃣1️⃣/0️⃣...
19/07/2024

FANASANA HO ANAO izahay mba hotonga hanatrika ny fotoan-dehibe izay atao eto Ambovombe Ambaro
🎉Ny Lahady faha 2️⃣1️⃣/0️⃣7️⃣/2️⃣0️⃣2️⃣4️⃣izao. hofanokanana amin'ny fomba ôfisialy ny faritra Anosy sy Androy.
🎉 Misaotra mialoha aminy Fahatongavana,‼️🙏🙏💖💖💖🙏🙏
🎉 Raha mila ny fanazavana fanampiny dia antsoy ny
📲0️⃣3️⃣3️⃣2️⃣5️⃣9️⃣5️⃣0️⃣1️⃣4️⃣
na 0️⃣3️⃣4️⃣6️⃣4️⃣7️⃣3️⃣2️⃣5️⃣0️⃣
🎉 Manantena ny fahatongavanao sy ny ankohonanao‼️🙏🙏💖💖
🎉 Tia anao Jesosy Kristy‼️🙏💖💖💖🙏

Mihevitra ho antsika hatrany Andriamanitra‼️😍
08/07/2024

Mihevitra ho antsika hatrany Andriamanitra‼️😍

🙏💝💝💝🙏
01/07/2024

🙏💝💝💝🙏

28/06/2024

Na ny tsara na ny ratsy dia tsapanay fa teo foana Ianao Ray tsy namela anay irery‼️🙏🙏🙏
Misaotra Anao irery izahay‼️🙏🙏

Address

Madera Namontana
Anosizato

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mpitory Filazan-tsara an'i Jesosy Kristy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share