Prayers & Preaching

Prayers & Preaching The STREAM family with Pastor Tino Anjaratandrify.

We are your royal online family,
Sons of Thunder Rising to Establish Apostolic Majesty ( STREAM ). — ThereIsFireHere 🔥

20/06/2026
❗️ FIKORIAN’NY FANAFAHANA À DISTANCE 🔥⚡️ FOTOANA HIANARANA MIKASIKA NY DELIVRANCE  SY HANAOVANA VAVAKA FANAFAHANA À DIST...
19/06/2026

❗️ FIKORIAN’NY FANAFAHANA À DISTANCE 🔥

⚡️ FOTOANA HIANARANA MIKASIKA NY DELIVRANCE SY HANAOVANA VAVAKA FANAFAHANA À DISTANCE❗️❗️❗️

— Ho anao izay mila fanafahana sy ianao izay liana amin’ny ministeran’ny fanafahana….

— Tonga ny fotoana tsara indrindra hihaonantsika indray 🔥 dia ny DELIVERING STREAMS izany.

📆 FitoZoma — Zoma roa sisa — 19, 26 Jona
⏰ 20H00 ✨✨✨
🎙 Audio Live on The STREAM Platforms

Ataovy izay hanatrehanao an’ity fotoana ity.
Hasao ny havana sy namana.
Ndao hiaina fahafahana.
Maimaimpoana.

Peace ❤️🔥

Hisy fiantraikany be eo amin’ny fiainanaoNy fahafantaranao ny zava-miafin’ny tanana ⚡️Satria ity fampianarana ity tsy fi...
17/06/2026

Hisy fiantraikany be eo amin’ny fiainanao
Ny fahafantaranao ny zava-miafin’ny tanana ⚡️

Satria ity fampianarana ity tsy fitantarana fahalalana fotsiny…
Fizarana fiainana mitera-bokatra. 🔥

📆⏰ Alakamisy, 18 Jona — 20:00

✨Marihiko: Hisy vavaka fanafahana ho an’ny tanana mamotsotra lava, tsy mahavanona araka ny tokony ho izy na tsy mahatsangan-javatra sns…

❗️Jereo tsara: Fotoana natokana ho an’ny TAM PARTNERS ity. Ka afaka miditra partenaire eto amin’ny Tino Anjaratandrify Ministries ianao raha te hisitraka maimaimpoana ny PREMIUM EVENT.

Aza tara ary.
Manapaha-hevitra raha mila fiovana.

WhatsApp: +261 33 90 351 32

…voasoratra teo amin’ny bokinao avokoa ny andro voatendry… — Salamo‬ ‭139‬:‭16‬ 🔥❤️Misy planina efa voasoratra.Hevitra m...
16/06/2026

…voasoratra teo amin’ny bokinao avokoa ny andro voatendry… — Salamo‬ ‭139‬:‭16‬ 🔥❤️

Misy planina efa voasoratra.
Hevitra mitondra fiadanana fa tsy loza.

Raha tsapanao mitady hanembatsembana izay efa voasoratra ny devoly,
Dia mila mitsangana ianao mierona mandroaka azy

Dia miverena miaina araka izay efa andro voatendry hiainanao. Hiaino ilay planin’ny lanitra.

Ndao iaraka hivavaka ho an’izany anio atoandro.

📆⏰ Mardi, 16 Juin — 13:00 — En ligne
✨ Stream Prayer Meeting

Mifampilazà.
Rehefa avy eo ary.

DOMINEO NY TERRITOIRE-ANAO 🔥Faritra hiadidianao ny tokatranonaoFaritra hiadidianao ny fiasananaoFaritra hiadidianao ny f...
15/06/2026

DOMINEO NY TERRITOIRE-ANAO 🔥

Faritra hiadidianao ny tokatranonao
Faritra hiadidianao ny fiasananao
Faritra hiadidianao ny fanahinao
Faritra hiadidianao ny vatanao

Raha toa ny devoly manafika anao eo amin’ny: fiainam-pitiavanao na ny fidiram-bolanao na ny fahasalamanao, na indrindra ny fiainam-panahinao

Dia mila mihetsika ianao !!!!
MANDROAKA azy sy MANDROMBAKA ny STABILITÉ nangaliriny mba hiverenan’izany.

Raha toa koa misy tanjona mila tratrarinao.
Dia mila misambotra amin-fahefana sy hery avy any an-danitra ianao. Tahaka ny liona mandrombaka ny rembiny.

❗️ Vonona ary ve ianao ???????

📆 Samedi, 27 Juin 2026 — 10H00
⚡️ IT STATION BEHORIRIKA 3ème étage

Hiaraka tena hilona anaty TENY isika ary hiditra anaty VAVAKA mahery vaika.

Aza tara an’ity fotoana ity.
Ilazao koa ny namana sy havana sao votsotra fahasoavana…

Tsy misy vidim-pidirana.

Roar Like The Lion of Judah 🦁
There Is Fire Here 🔥

⚡️ FOTOANA HIANARANA MIKASIKA NY DELIVRANCE  SY HANAOVANA VAVAKA FANAFAHANA À DISTANCE❗️❗️❗️— Ho anao izay mila fanafaha...
11/06/2026

⚡️ FOTOANA HIANARANA MIKASIKA NY DELIVRANCE SY HANAOVANA VAVAKA FANAFAHANA À DISTANCE❗️❗️❗️

— Ho anao izay mila fanafahana sy ianao izay liana amin’ny ministeran’ny fanafahana….

— Tonga ny fotoana tsara indrindra hihaonantsika indray 🔥 dia ny DELIVERING STREAMS izany.

📆 FitoZoma — Zoma telo sisa — 12, 19, 26 Jona
⏰ 19:30 ✨✨✨
🎙 Audio Live on TAM’s Platforms

Ataovy izay hanatrehanao an’ity fotoana ity.
Hasao ny havana sy namana.
Ndao hiaina fahafahana.
Maimaimpoana.

Peace ❤️🔥

🔥 NDAO HIHAONA AMIN’ANDRIAMANITRA ✨Liana ve ianao?Renao any anatinao any ve ilay hetaheta?Ndao hiaraka ao anatin’ity fot...
09/06/2026

🔥 NDAO HIHAONA AMIN’ANDRIAMANITRA ✨

Liana ve ianao?
Renao any anatinao any ve ilay hetaheta?

Ndao hiaraka ao anatin’ity fotoam-bavaka en ligne ity anio atoandro ⚡️

📆 Mardi, 09 Juin 2026 — 13:00 ⏰
🎙 Stream Prayer Meeting — Live Vocal ✨

ALIM-BAVAKA EN LIGNE ANIO ALINA 🔥🔥🔥FLY LIKE AN EAGLE 🦅 🦁 ROAR LIKE A LION  Tsy fotoana hatoriana ara-panahy izao,,,Tsy f...
05/06/2026

ALIM-BAVAKA EN LIGNE ANIO ALINA 🔥🔥🔥
FLY LIKE AN EAGLE 🦅 🦁 ROAR LIKE A LION

Tsy fotoana hatoriana ara-panahy izao,,,
Tsy fotoana hanekena fotsiny ny zava-misy dia izay,,,

Fotoana izao tena hifohazana sy hifantohana,,
Ary tena hivavahana sy hiasana araka ny tokony ho izy,,,

Aza avela hisy hahasakana anao tsy hahomby,,
Tanteraho ny nofy napetraky ny Tompo any anatinao…

✨ Vendredi, 05 Juin 2026 — 21:00 Jsq 01:00
⚡️ Stream Preaching Session

Manasa anao hiaraka hivavaka aminay anio alina.
Samia voatahy sy voaaro avokoa.

🔥 FANTARO NY VANIM-POTOANA ⏳❗️COMMAND YOUR MONTH — Didio ity volana ity hitranga araka izay efa tena tokony hitrangany.F...
04/06/2026

🔥 FANTARO NY VANIM-POTOANA ⏳
❗️COMMAND YOUR MONTH — Didio ity volana ity hitranga araka izay efa tena tokony hitrangany.

Fantaro hoe tahaka ny ahoana izao vanim-potoana izao ary toy ny ahoana no tokony hiainana aminy.
Dia aoka hitranga araka izay ity volana Jona 2026 ity.

Manasa anao hanatrika ny COMMAND YOUR MONTH anio.

⏰ Tonight, June 04, 2026 — 8:30pm
🎙 Audio Live on all TAM’s platforms

There Is Fire Here 🔥

Address

Ankorahotra
Ankorahotra
101

Telephone

+261341736011

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Prayers & Preaching posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Prayers & Preaching:

Share