28/04/2026
⛔𝗔𝗭𝗔 𝗠𝗘𝗧𝗬 𝗔𝗦𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗔𝗥𝗜𝗞𝗔❗⛔
(somary lavalava fa iankinan'ny mandrakizay)
👉Efa noresahantsika teto foana fa tonga ity ny fotoana tsy maintsy hijoroan'ny tena Kristianina mpanara-dia an'i Jesosy Kristy.
Mandady ny trambo satria manenika izao tontolo izao ny fametrahana ny 𝙉𝙪𝙢é𝙧𝙤 𝙐𝙣𝙞𝙦𝙪𝙚 𝙙' 𝙄𝙙𝙚𝙣𝙩𝙞𝙛𝙞𝙘𝙖𝙩𝙞𝙤𝙣 (𝙉.𝙐.𝙄) ho an'ny olona rehetra eran'izao tontolo izao🌍
👉Hatramin'izay dia nisaraka ny fanomezana ny olona ny 𝐈𝐝𝐞𝐧𝐭𝐢𝐭é 𝐍𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧𝐚𝐥𝐞 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐍.𝐔.𝐈
👉Fa ankehitriny kosa dia natambatra ao anatin'ny fampirisihana ny olona 𝗵𝗶𝗱𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗯𝗶𝗼𝗺é𝘁𝗿𝗶𝗲 izany ka mila mitandrina❌ 𝗺𝗮𝗻𝗱à 𝗮𝗻'𝗶𝗼 ny tena Kristianina mpanara-dia an'i Kristy, satria manomboka zaraina amin'ny olona rehetra maneran-tany izany.
👉😱Efa nanomboka tany Chine tamin'ny Mars 2025, tany Inde ,Australie, sy firenena maro efa mitotaly 200 latsaka kely ankehitriny ny isan'ny firenena zaraina izany amin'ny olona ao aminy, ny aty afrika efa betsaka ny firenena manatanteraka izany❗
👉Ny ao Europe💶 manontolo manomboka amin'ity 2026 ity❗⛔ ary io efa manomboka miditra eto amintsika io koa.🤬
➡️Ho atao amin'ny olona rehetra izy io atsy ho atsy NA KELY NA LEHIBE❗❗❗ araka ny soratra masina, fa izao aloha mbola atao amin'ny olona 18 taona miakatra ihany hanaovana 𝐤𝐚𝐫𝐚-𝐩𝐚𝐧𝐨𝐧𝐝𝐫𝐨 𝐁𝐢𝐨𝐦𝐞𝐭𝐫𝐢𝐪𝐮𝐞, hoy ny 𝐀𝐩𝐨𝐤𝐚𝐥𝐲𝐩𝐬𝐲 13:16 manao hoe "𝐚𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐨𝐥𝐨𝐧𝐚 𝐑𝐄𝐇𝐄𝐓𝐑𝐀, 𝐍𝐀 𝐊𝐄𝐋𝐘 𝐍𝐀 𝐋𝐄𝐇𝐈𝐁𝐄, 𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐧-𝐤𝐚𝐫𝐞𝐧𝐚 𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐥𝐚𝐡𝐞𝐥𝐨, 𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐬𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐞𝐯𝐨 𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐞𝐯𝐨, 𝐝𝐢𝐚 𝐚𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐢𝐬𝐢𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐫𝐢𝐤𝐚 𝐞𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐤𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐚 𝐞𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐡𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐧𝐲 𝐚𝐯𝐨𝐤𝐨𝐚"."𝐚𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐨𝐥𝐨𝐧𝐚 𝐑𝐄𝐇𝐄𝐓𝐑𝐀, 𝐍𝐀 𝐊𝐄𝐋𝐘 𝐍𝐀 𝐋𝐄𝐇𝐈𝐁𝐄, 𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐧-𝐤𝐚𝐫𝐞𝐧𝐚 𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐥𝐚𝐡𝐞𝐥𝐨, 𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐬𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐞𝐯𝐨 𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐞𝐯𝐨, 𝐝𝐢𝐚 𝐚𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐢𝐬𝐢𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐫𝐢𝐤𝐚 𝐞𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐤𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐚 𝐞𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐡𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐧𝐲 𝐚𝐯𝐨𝐤𝐨𝐚".
➡️Raisina amin'ny alalan'ny 𝗗𝗜𝗚𝗜𝗧𝗔𝗟👍 (izay ilay hoe tanana ankavanana) sy 𝐒𝐂𝐀𝐍 𝐎𝐂𝐔𝐋𝐀𝐈𝐑𝐄 (𝐡𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐧𝐚) 👀 ity Biométrie hanomezana N.U.I ny olona rehetra ity.
👉👉Raha mijery ny site voalaza eto ambany ianao dia hahita fa ho atao amin'ny olona rehetra izany, nilaza izany koa ohatra ny filoha teo aloha fa ho atao hatrany amin'ny zaza teraka ity N.U.I ity. Jereo ireto lien ireto https://digital.gov.mg/2020/04/18/projet-prodigy/
𝘀𝘆 𝗻𝘆
https://2424.mg/digitalisation-la-reconnaissance-faciale-sera-integree-a-lidentifiant-unique-des-citoyens-que-letat-va-mettre-en-place-indique-andry-rajoelina/ #:~:text=Antananarivo%2C%205%20Juillet%2C%206h40%20%E2%80%93,%2C%20souligne%2Dt%2Dil.
👉👉👉𝐃𝐢𝐚 𝐚𝐡𝐢𝐭𝐚 𝐚𝐨 𝐢𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐟𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐳𝐚𝐳𝐚 𝐭𝐞𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐭𝐨𝐤𝐨𝐚 𝐢𝐳𝐲 𝐢𝐭𝐲 𝐚𝐭𝐬𝐲 𝐡𝐨 𝐚𝐭𝐬𝐲, 𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐡𝐨𝐞 𝐡𝐨 𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐨𝐥𝐨𝐧𝐚 𝐑𝐄𝐇𝐄𝐓𝐑𝐀.(𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐚𝐫𝐚𝐤𝐲 𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐚𝐥𝐚𝐳𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐛𝐚𝐢𝐛𝐨𝐥𝐲).
➡️❗❗❗Tsy izahay irery no milaza izany tompoko fa ny mpandinika rehetra...ny mpanompon'Andriamanitra rehetra mpandinika Eschatologie (fin des temps) maro dia maro eran'izao tontolo izao dia samy resy lahatra fa 𝐦𝐚𝐧𝐤𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐫𝐢𝐤𝐲 𝐧𝐲 𝐛𝐢𝐛𝐢𝐝𝐢𝐚 𝐢𝐨 𝐤𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐭𝐨𝐤𝐨𝐧𝐲 𝐡𝐨 𝐫𝐚𝐢𝐬𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐊𝐫𝐢𝐬𝐭𝐢𝐚𝐧𝐢𝐧𝐚 𝐢𝐧𝐭𝐬𝐨𝐧𝐲...
➡️👉𝗔𝗻𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 𝘁𝘀𝗶𝗿𝗮𝗶𝗿𝗮𝘆 𝗮𝘃𝘆 𝗻𝗼 𝘁𝗼𝗺𝗽𝗼𝗻'𝗻𝘆 𝗺𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗸𝗶𝘇𝗮𝘆 an𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 𝘀𝗮𝘁𝗿𝗶𝗮 𝗶𝘀𝗮𝗺𝗯𝗮𝘁𝗮𝗻'𝗼𝗹𝗼𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗼𝗻𝗷𝗲𝗻𝗮 𝗳𝗮 𝗻𝘆 𝗺𝗶𝘀𝘀𝗶𝗼𝗻 𝗮𝗻𝗮𝘆 𝗱𝗶𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮𝗺𝗽𝗮𝗳𝗮𝗻𝘁𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗼𝗹𝗼𝗻𝗮 𝗿𝗲𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮 .
Tahaka ny eny amin'ny gerita izahay milaza aminao ny zavatra hitranga, anjaranao ny safidy fa ny baiboly milaza fa raha azo atao, na dia ny olom-boafidy aza dia hofitahiny. Matio 24:24.
🔥🚫Ny Baiboly koa milaza ao amin'ny 𝘈𝘱𝘰𝘬𝘢𝘭𝘺𝘱𝘴𝘺 14:10-11 fa izay mandray io marika io dia iharan'ny fahatezeran'Andriamanitra mandrakizay.🚫🔥
🔷Misy milaza fa tsy izany io!!! fa mbola hametraka izany marika izany ilay antikristy na ilay bibidia rehefa tonga eo.
👉👉👉Tsotra ny teninay.
Efa 15 taona mahery izao no nanomanan'izao tontolo izao an'ity projet ity satria efa nanomboka tany ho any amin'ny 2010 tany ny ONG2020 no nasain'ny Firenena Mikambana nanisa sy hanisy laharana manokana ny olona rehetra maneran-tany ary nokasaina hovitaina 2020 izany saingy tsy tratrany fa hoezahana alohan'ny Projet 2030 (taona izay ketrehan'ireo mondialistes mifehy an'ity izao tontolo izao ity fa hananganana ny 𝙜𝙤𝙪𝙫𝙚𝙧𝙚𝙣𝙚𝙢𝙚𝙣𝙩 𝙢𝙤𝙣𝙙𝙞𝙖𝙡.
➡️👀𝙀𝙛𝙖 𝙞𝙤 𝙢𝙖𝙣𝙖𝙣𝙜𝙖𝙨𝙖𝙣𝙖𝙜𝙖 𝙞𝙤 𝙣𝙮 𝙩𝙧𝙖𝙞𝙩é 𝙙𝙚 𝙥𝙖𝙞𝙭 𝙝𝙞𝙙𝙞𝙧𝙖𝙣𝙩𝙨𝙞𝙠𝙖 𝙣𝙮 𝙝𝙚𝙧𝙞𝙣𝙖𝙣𝙙𝙧𝙤 (7 𝙩𝙖𝙤𝙣𝙖) 𝙛𝙖𝙧𝙖𝙣𝙮 𝙝𝙖𝙣𝙖𝙣𝙜𝙖𝙣𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙩𝙚𝙢𝙥𝙤𝙡𝙮 𝙛𝙖𝙝𝙖3, 𝘿𝙖𝙣𝙞𝙚𝙡𝙖 9:27,
Efa hitantsika teto fa efa vita ny fanatitra omby mena hanatanterahana izany.
🔥🔥🔥3ᴛᴀᴏɴᴀ sʏ ᴛᴀᴘᴀɴʏ ᴇᴏ ɪᴢᴀɴʏ sɪsᴀ ᴅɪᴀ ʜᴏ ᴀᴠʏ ɪᴛʏ ғᴀɴᴊᴀᴋᴀɴ'ɴʏ ʙɪʙɪᴅɪᴀ ɪᴛʏ sᴀᴛʀɪᴀ ʜᴏʏ ᴀʜᴏ ᴛᴇᴏ ʜᴏᴀ ʜɪᴅɪᴛʀᴀ ᴀᴍɪɴ'ɴʏ ʜᴇʀɪɴᴀɴᴅʀᴏ (7ᴛᴀᴏɴᴀ) ғᴀʀᴀɴʏ ɪsɪᴋᴀ ɪᴢᴀᴏ. 🔥🔥🔥
👉Ny hamoazako ny sainao dia tsy mino aho hoe mbola hanao zava baovao ireo amin'ny 3 taona sy tapany farany hanjakan'ilay Président mondial izay lazain'ny baiboly hoe bibidia.
👉fa ny azoko antoka dia 𝙝𝙖𝙣𝙙𝙧𝙖𝙮 𝙫𝙤𝙣𝙤𝙣𝙖 𝙞𝙤 𝙉.𝙐.𝙄 𝙝𝙤 𝙖𝙫𝙮 𝙞𝙤 𝙞𝙯𝙮, io aza araka ny nolazaina teo dia taona lavabe efa ho 15 taona izay vao voapetraka.
❗⛔𝙀𝙛𝙖 𝙢𝙞𝙛𝙖𝙣𝙤𝙣𝙩𝙤𝙣𝙖 𝙙𝙖𝙝𝙤𝙡𝙤 𝙞𝙯𝙖𝙤 𝙣𝙮 𝙛𝙖𝙢𝙞𝙣𝙖𝙣𝙞𝙖𝙣𝙖 𝙧𝙚𝙝𝙚𝙩𝙧𝙖 𝙣𝙮 𝙖𝙢𝙞𝙣'𝙣𝙮 𝙛𝙞𝙝𝙖𝙫𝙞𝙣𝙖'𝙞 𝙅𝙚𝙨𝙤𝙨𝙮 𝙆𝙧𝙞𝙨𝙩𝙮.
➡️🚫Efa mananontanona io ny ady lehibe faha3 izay trompetra faha6 Apokalypsy 9:13-21 nolazaintsika teto foana.
🔷Raha Apokalypsy 9 ny ady lehibe faha3 dia Apokalypsy 10 ny fahoriana lehibe izay 3taona sy tapany, Apokalypsy 11-15 Jesosy Kristy no ho tonga amin'ny ENLEVEMENT, Trompetra faha 7, trompetra farany, ny andro sy ny ora tsy fantatra fa dia izay omena anao izay ny vanim-potoana ...
👉𝙁𝙤𝙩𝙤𝙖𝙣𝙖 𝙞𝙯𝙖𝙤 𝙝𝙞𝙟𝙤𝙧𝙤𝙖𝙣𝙖 𝙖𝙢𝙞𝙣'𝙣𝙮 𝙛𝙖𝙝𝙖𝙢𝙖𝙧𝙞𝙣𝙖'𝙣𝙮 𝘽𝙖𝙞𝙗𝙤𝙡𝙮, 𝙝𝙤 𝙖𝙩𝙚𝙧𝙖𝙠𝙖 𝙞𝙣𝙙𝙧𝙖𝙮 𝙢𝙗𝙖 𝙝𝙤 𝙩𝙚𝙣𝙖 𝙝𝙤𝙖𝙣'𝙞 𝙅𝙚sos𝙮 𝙆𝙧𝙞𝙨𝙩𝙮 𝙢𝙖𝙧𝙞𝙣𝙖.
👉𝘼𝙯𝙖 𝙢𝙖𝙣𝙖𝙞𝙠𝙮 𝙝𝙤 𝙞𝙙𝙚𝙣𝙩𝙞𝙛𝙞é 𝙖𝙤 𝙖𝙢𝙞𝙣'𝙣𝙮 𝙜𝙤𝙪𝙫𝙚𝙧𝙣𝙚𝙢𝙚𝙣𝙩 𝙢𝙤𝙣𝙙𝙞𝙖𝙡🌍 𝙛𝙖 𝙢𝙖𝙣𝙚𝙠𝙚 𝙝𝙤 𝙖𝙣𝙞𝙨𝙖𝙣'𝙣𝙮 𝙂𝙤𝙪𝙫𝙚𝙧𝙣𝙚𝙢𝙚𝙣𝙩 𝙖𝙣'𝙞 𝙅𝙚𝙨𝙤𝙨𝙮 𝙆𝙧𝙞𝙨𝙩𝙮.
❗❗⛔Samy te haka olona ho ao amin'ny fanjakany na ny fanjakan'Andriamanitra, na ny fanjakan'ny bibidia,ary samy te hanisy identité ny azy.
➡️Ny identité an'ny bibidia vao io manomboka io, fa ny 𝙞𝙙𝙚𝙣𝙩𝙞𝙩é 𝙖𝙣'𝙞 𝙅𝙚𝙨𝙤𝙨𝙮 𝙆𝙧𝙞𝙨𝙩𝙮 𝙙𝙞𝙖 𝙣𝙮 𝙁𝙖𝙣𝙖𝙝𝙮 𝙈𝙖𝙨𝙞𝙣𝙖, Efesiana 1:13, sy Romana 8:9 "Fa 𝙧𝙖𝙝𝙖 𝙢𝙞𝙨𝙮 𝙠𝙤𝙨𝙖 𝙩𝙨𝙮 𝙢𝙖𝙣𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙁𝙖𝙣𝙖𝙝𝙞𝙣'𝙞 𝙆𝙧𝙞𝙨𝙩𝙮 𝙙𝙞𝙖 𝙩𝙨𝙮 𝘼𝙯𝙮 𝙞𝙯𝙮".
👉👉👉📖Araho ny ASA 2:38 mba ho an'i Jesosy Kristy mandrakizay ianao dia ho arovany amin'izany zava-dratsy rehetra izany, dia samia mahery fa antomotra ny andro, hanomboka izy ity.
Pasteur RAZAFINDRALAMBO Mahery
@à la une