๐š‚๐šŽ๐š›๐šŸ๐š’๐šŒ๐šŽ ๐™น๐šŽ๐šž๐š—๐šŽ๐šœ๐šœ๐šŽ

  • Home
  • Madagascar
  • Analakely
  • ๐š‚๐šŽ๐š›๐šŸ๐š’๐šŒ๐šŽ ๐™น๐šŽ๐šž๐š—๐šŽ๐šœ๐šœ๐šŽ

๐š‚๐šŽ๐š›๐šŸ๐š’๐šŒ๐šŽ ๐™น๐šŽ๐šž๐š—๐šŽ๐šœ๐šœ๐šŽ Une page qui rassemble tous les jeunes de toutes รขges vers Jรฉsus Christ

Donโ€™t forget ๐Ÿ™Œ Mais sache que tu nโ€™es jamais seule, mรชme dans les moments les plus sombres de ta vie. ๐Ÿค
22/05/2026

Donโ€™t forget ๐Ÿ™Œ Mais sache que tu nโ€™es jamais seule, mรชme dans les moments les plus sombres de ta vie. ๐Ÿค

21/05/2026

๐Ÿ”ฅ๐—™๐—ข๐—ง๐—ข๐—”๐—ก๐—”๐—ก-๐—ง๐—ฆ๐—œ๐—ž๐—” ๐—ง๐—”๐—ก๐—ข๐—ฅ๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—ฆ๐—”๐—•๐—ข๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐—›๐—ข ๐—”๐—ฉ๐—ฌ ๐—œ๐—ญ๐—”๐—ข๐Ÿ”ฅ

Fotoana tena hianarana sy hanosehana antsika mba handeha lavitra, izay hiarahana amin'i ๐—ฃ๐—ฎ๐˜€๐˜๐—ฒ๐˜‚๐—ฟ ๐—”๐—ถ๐—ป๐˜๐˜€๐—ผ๐—ฎ ๐—ฅ๐—”๐—ญ๐—”๐—™๐—œ๐— ๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—”๐—ง๐—ข ny sabotsy ho avy izao etsy amin'ny ๐—™๐—ฎ๐—ถ๐˜๐—ต ๐—–๐—ฒ๐—ป๐˜๐—ฒ๐—ฟ ๐—”๐—ป๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ธ๐—ฒ๐—น๐˜†, ampitan' ny Zaimaika. ๐Ÿ“

Tongava fa handray zavatra manokana indray ianao na anaty fiderana, na anaty fiankohofana ary indrindra anaty fampianarana.๐Ÿ“–

Ianao mandeha lavitra sy mahomby ary mahatsangan-javatra no tanjona, ary aza adino mitondra namana.

๐ŸšซTSY MISY VIDIM-PIDIRANA๐Ÿšซ

Ianao tsy miova fa rehefa tia dia tia Hafa kely mihitsy Ianao Jesosy ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ
21/05/2026

Ianao tsy miova fa rehefa tia dia tia
Hafa kely mihitsy Ianao Jesosy ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ

๐ŸŽ™๏ธ๐Ÿ”ฅ Mercredi sans ton รฉmission prรฉfรฉrรฉe ? Impossible ๐Ÿ˜ŽRetrouve-nous chaque mercredi ร  14h30 sur le 101.4 FM avec Radio K...
20/05/2026

๐ŸŽ™๏ธ๐Ÿ”ฅ Mercredi sans ton รฉmission prรฉfรฉrรฉe ? Impossible ๐Ÿ˜Ž
Retrouve-nous chaque mercredi ร  14h30 sur le 101.4 FM avec Radio Kristianina โœจ
Du fun, des vibes, des รฉchanges et une dose de motivation pour ta semaine ๐Ÿš€๐ŸŽง

Namako รด , mandainga izay olombelona milaza fa tsy misy tia anao mihoatra noho izy โŒโŒโŒRaha misy tena tia anao dia Jesosy...
19/05/2026

Namako รด , mandainga izay olombelona milaza fa tsy misy tia anao mihoatra noho izy โŒโŒโŒ
Raha misy tena tia anao dia Jesosy
Raha misy nahafohy ny ainy ho anao dia Jesosy
Raha misy nijaly mba hamonjena anao dia Jesosy
Raha misy nanaiky hokapoina sy ho atao tsinotsinona, aminโ€™izay ianao mba tsy mitondra ny vidiny fahotanao dia Jesosy
Jesosy irery ihany
Jesosy tokana ihany

Ka aza atakalo anโ€™iza anโ€™iza Jesosy
Aza atakalo nโ€™inonโ€™ina Jesosy
Aza ampifilaina Jesosy
Aza atao tsinotsinona ny fifandraisanao Aminy
Aza atao tsinotsinona ny feony , ny teniny
Aza atao tsinotsinona ny fanompoanao Azy

Miverena indray fa miandry Izy

Ary ny anao mba inona no tsapanao? Mety tena rariny isika indraindray raha himonomonona , tezitra , malahelo , kivy ,dis...
18/05/2026

Ary ny anao mba inona no tsapanao?

Mety tena rariny isika indraindray raha himonomonona , tezitra , malahelo , kivy ,diso fanantenana,โ€ฆ Fa ndao mba hisafidy hidera indray eo anoloanโ€™ny zavatra rehetra ๐Ÿ‘

Ny fiderana dia fitaovam-piadiana iray ahafahanao mandresy zavatra be dia be

Salamo 118:29
Miderร  an'i Jehovah, fa tsara Izy; Eny, mandrakizay ny famindram-pony.

Tsy misy ady hevitra !
17/05/2026

Tsy misy ady hevitra !

16/05/2026

SOIS FORT
Fotoanan'ny tanora
Asabotsy 16 Mai 2026
Faith Center Analakely

16/05/2026
15/05/2026

J-1 โ€ผ๏ธ SOIS FORT โ€ผ๏ธFOTOANANโ€™NY TANORA
Izahay efa vonona, ianareo sisa no andrasana
Mentionner o ilay namanao mbola misalasala iny hoe hoavy sa tsia ๐Ÿ˜›

Sabotsy 16 May 2026
Faith center analakely ampitany zaimaika
Aminโ€™ny 02 ora tolakandro

Mitohy ao anatinโ€™ny lohahevitra ยซ SOIS FORT ยป  hatrany isika tanora aminโ€™ny sabotsy izao. ๐Ÿ†Raha efa nandray ianao nandri...
14/05/2026

Mitohy ao anatinโ€™ny lohahevitra ยซ SOIS FORT ยป hatrany isika tanora aminโ€™ny sabotsy izao. ๐Ÿ†

Raha efa nandray ianao nandritry ny fotoana dia tadidio fa mbola handray mihoatra ianao.๐Ÿ™๐Ÿป

Aza adino ihany koa mitondra ny namanao fa manana hafatra ho azy ihany koa Ny Tompo aminโ€™ity fotoana ho avy ity.๐Ÿ’ช

Sabotsy izao ary ny fotoanantsika, aminโ€™ny 2 ora tolakandro, ao aminโ€™ny FAITH CENTER Analakely. โ›ช๏ธ

Address

Analakely
Analakely
101

Opening Hours

14:00 - 16:00

Telephone

+261341305084

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ๐š‚๐šŽ๐š›๐šŸ๐š’๐šŒ๐šŽ ๐™น๐šŽ๐šž๐š—๐šŽ๐šœ๐šœ๐šŽ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share