Vondrom-bavaka Protestanta Amparafaravola

Vondrom-bavaka Protestanta Amparafaravola Fa efa nantsoina ho amin'ny fahafahana ianareo, ry rahalahy Galatiana 5:13a ��

💪🏻💪🏻Rodorodom-panafahana🔥🔥 Tany Ambohidrony - Ambaiboho indray ny ekipa no nirahin'ny Tompo🙏🏻🙏🏻 Isaorana ny Tompo
19/08/2026

💪🏻💪🏻Rodorodom-panafahana
🔥🔥 Tany Ambohidrony - Ambaiboho indray ny ekipa no nirahin'ny Tompo
🙏🏻🙏🏻 Isaorana ny Tompo

11/08/2026
🫂🫂 Manomana fety ny taranaka💪🏻💪🏻 @ 7 sy sasany hariva mbola eny ankianja ny ekipa mamita beton ny dalazy.📆 Anio Alakamis...
23/07/2026

🫂🫂 Manomana fety ny taranaka
💪🏻💪🏻 @ 7 sy sasany hariva mbola eny ankianja ny ekipa mamita beton ny dalazy.
📆 Anio Alakamisy 23 Jolay
🙏🏻🙏🏻 Isaorana ny Tompo ny @ asany rehetra.
🔥🔥 Ho ee.

🙏🏻🙏🏻 Misaotra ny ekipa faritra voalohany nahavita ny voka-dehibeny.💪🏻💪🏻 Mankasitraka  lehibe vita...📌📌 Fiadanan'ny Tompo...
19/07/2026

🙏🏻🙏🏻 Misaotra ny ekipa faritra voalohany nahavita ny voka-dehibeny.
💪🏻💪🏻 Mankasitraka lehibe vita...
📌📌 Fiadanan'ny Tompo ho .

💪🏻💪🏻 Vita ny fanotofana ny trano ho atao beton... ( asiana carreaux)🙏🏻🙏🏻 Miroso hatrany ary tsy maintsy tratra ny tanjon...
14/07/2026

💪🏻💪🏻 Vita ny fanotofana ny trano ho atao beton... ( asiana carreaux)
🙏🏻🙏🏻 Miroso hatrany ary tsy maintsy tratra ny tanjona.
🔥🔥Mankasitraka ny ekipa rehetra e.

🌾🌾 Voka-dehibe ny faritra faha -3🙏🏻🙏🏻Isaorana ny Tompo fa tratra ny tanjona.💪🏻💪🏻 Mankasitraka ny ekipa rehetra.
28/06/2026

🌾🌾 Voka-dehibe ny faritra faha -3
🙏🏻🙏🏻Isaorana ny Tompo fa tratra ny tanjona.
💪🏻💪🏻 Mankasitraka ny ekipa rehetra.

💪🏻💪🏻 Manana ny fahefany sy ny fiandrianany io Jesosy io, ary mbola velona sy miasa Izy 🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻Vavolombelon'izany izahay...
24/06/2026

💪🏻💪🏻 Manana ny fahefany sy ny fiandrianany io Jesosy io, ary mbola velona sy miasa Izy 🙏🏻🙏🏻
🙏🏻🙏🏻Vavolombelon'izany izahay
🔥🔥 Raha ny Zanaka no manafaka, dia ho afaka tokoa.
💪🏻🙏🏻 Ho Azy irery ny voninahitra.

🔥🔥 Be ny vokatra🫂🫂 Velona ho an'ny hafa izahay🙏🏻🙏🏻 Miasa satria nisy naniraka💪🏻💪🏻Mandresy noho ny fomban'Andriamanitra.🏘...
10/06/2026

🔥🔥 Be ny vokatra
🫂🫂 Velona ho an'ny hafa izahay
🙏🏻🙏🏻 Miasa satria nisy naniraka
💪🏻💪🏻Mandresy noho ny fomban'Andriamanitra.
🏘🏘 Rodorodom-panafahana

🙏🏻🙏🏻Nody ventiny ny rano natsakaina🍍🥕VOKA-DEHIBE NY FARITRA FAHA 2💪🏻💪🏻Isaorana ny Tompo lehibe.
08/06/2026

🙏🏻🙏🏻Nody ventiny ny rano natsakaina
🍍🥕VOKA-DEHIBE NY FARITRA FAHA 2
💪🏻💪🏻Isaorana ny Tompo lehibe.

Address

Ambalafarisoa
Amparafaravola

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vondrom-bavaka Protestanta Amparafaravola posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share