10/08/2026
๐๏ธ ๐๐๐๐๐ญ๐๐ก๐ ๐ ๐๐ก๐๐ข ๐๏ธ
๐ฅบ Very namana sy rahalahy iray indray ny Fimpiz-T FJKM Fiakarana Fiderana Ambohitrimanjaka SPAA 10 , satria nodimandry ilay rahalahinay malalanay, N'y Notiavina , izay Mpitendry tao aminโny FJKM Fiakarana Fiderana Ambohitrimanjaka SPAA 10
Tsy hay intsony izay teny hambara, fa mavesatra ny fo ary vahotra ny lela manoloana izao fisarahana izao. ๐ข
๐ Eto anatrehanโizany fahoriana lehibe izany, dia maneho ny fiaraha-miory sy fampaherezana feno ho anโny fianakaviana manontolo izahay FIMPIZ-T, indrindra ho anโilay reny niteraka sy ireo zoky tsy mahafoy.
Enga anie Andriamanitra, Ilay Andriamanitry ny Fiadanana, hanome hery, hampahery ary hampitony ny fonareo aminโizao fotoan-tsarotra sy fisarahana amanโaina izao. ๐
๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐. ๐ฅบ
๐๐๐ ๐๐-๐๐๐๐๐ ๐
๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐. ๐ฅบ๐