Ambohipo -Tanàna AMAF

Ambohipo -Tanàna AMAF Fitiavan'i Kristy no manery anay! �

Sabata 20/06/26 - VAVAKA HO AN'NY TANINDRAZANA 🇲Ambohipo -Tanàna AMAF👤Tonga niara-niombom-bavaka tamin'izany fotoana iza...
21/06/2026

Sabata 20/06/26 - VAVAKA HO AN'NY TANINDRAZANA 🇲Ambohipo -Tanàna AMAF

👤Tonga niara-niombom-bavaka tamin'izany fotoana izany ny :
-Fokontany Ambohipo
-Komitim-paritra Ambohipo-Tanàna
-Solontenan'ny fiarahamonina
-Ireo Ray aman-dreny lehibe

🔻Teo ambany fiahian'i Ps. Rasoanandrianina Mirado Elie - Filohan'ny departemantan'ny fifandraisana sy ny fahafahana ara-pivavahana ary ny raharaha ara-panjakana - ny fotoana.

📢Nifantoka tao anatin'ny lohahevitra lehibe : "Fanavaozana ho an'ny fandrosoan'i Madagasikara" ny hafatra nampitainy ka miainga amin'ny isam-batan'olona izany.

📝Nifototra tao amin'ny Romana 12:2 ny hafatra : "Ary aza manaraka ny fanaon'izao tontolo izao; fa miovà amin'ny fanavaozana ny saina, hamantaranareo ny sitrapon'Andriamanitra, dia izay tsara sady ankasitrahana no marina."

FMC / PARL IOUC OASIS TANA 106.4 FM -Tanàna AMAF

Ny Fiangonana Advantista Ambohipo-Tanàna dia miarahaba anao nahatratra ny taona 2026! 🎉🎊
01/01/2026

Ny Fiangonana Advantista Ambohipo-Tanàna dia miarahaba anao nahatratra ny taona 2026! 🎉🎊

Address

Ambohipo/Tanàna
Ambohipo

Telephone

+261341556640

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ambohipo -Tanàna AMAF posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share