28/08/2024
Mba azontsika Kristianina mpanara dia an'i Kristy ve ny Fitiavany antsika?
Toa variana ny@zavatry ny tany mety ho levona isika I ndraindray ka tsy mahatsiaro ilay tena Fitiavany izay omeny antsika isan'andro?. Fa avy aiza moa ny rivotra iainantsika vao mifoha mandra paha mifoha ny ampitso..., ny fahavelonana, ny fahasalamana, ny sakafo sahaza, io fiainana hisitrahanao io na dia handalovanao fahasahiranana ary Indraindray, ny taranaka... ? Izay fotsiny aloha 😊, mbola betsaka.
Tsara ny Tompo e🙏