FPVM Lapan'i Kristy Ambohimandroso

FPVM Lapan'i Kristy Ambohimandroso Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FPVM Lapan'i Kristy Ambohimandroso, Christian church, Ambohimandroso Ambohimanga rova, Ambohimandroso.

21/01/2026

Fiadanana ooo...

Fangatahana Tolon-tanana ๐Ÿค

Ho Fanohanatsika ny Fiangonatsika Dia ndao isika Hifanome Tanana eeee... ๐Ÿฅฐ

Ny FPVM LAPAN'I KRISTY AMBOHIMANDROSO Dia Hanatanteraka ny ADY FOTOTRA Ny 30/01/2026

๐Ÿ‘‰Koa Manasa Anao iaraka hifanome Tanana ๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™

โœ… Mbola Manangona isika Vola Mitentina 2 000 000ar

Miangavy Anao

Fa Ny Tompo efa nanambara : "misy mahafoy*, nefa mitombo fananana ihany;
Ary misy fatra-pahihitra loatra**, nefa tonga malahelo ihany."

โ›”Ohanolana 11 : 24

SVP , Ataovy izay Azon'ny Tananao Hatao
fa iray isika, Kristy no antom-pahavelomatsika!...

Manao Antso Avo aminareo Kristianina rehetra ny Tenako!

ity ny Contact Azonao Andefasana Ilay Vola : 034 81 882 17 (Safidy W***y)
arao sms Kely hoe : EZAKA FANANGANANA

Mankasitraka anao sahady Namaly ny Antso ๐Ÿ™๐Ÿ™

Tahin'i Jesosy ianao sy ny Ankohonanao ๐Ÿ™

14/01/2026

Efa Atomotra ny Fotoana!...
Tongava Miady Fototra
ndao isika iaraka Hanangana ny Tranon'i JESOSY ๐Ÿฅฐ

13/01/2026

Je veux n'รชtre qu'ร  Toi
JESUS JE T'AIME

Ohabolana 11 / 24. "Misy  , nefa mitombo fananana ihany;Ary misy fatra-pahihitra loatra**, nefa tonga malahelo ihany.TON...
17/11/2025

Ohabolana 11 / 24.

"Misy , nefa mitombo fananana ihany;
Ary misy fatra-pahihitra loatra**, nefa tonga malahelo ihany.

TONGA ARY ILAY Fotoana
Hifanoanatsika anh!

22/11/2025 : Antaninandrano ao amin'ny Porte 318

30/11/2025 : Eny amin'ny FPVM Ambohimandroso ambohimanga Rova

Misy Fiara Iraisana anh!

info-line : 034 81 882 17

Hombanao Anie Jehovah Tompon'ny Maro ๐Ÿ™

07/11/2025

DADA a!
Hombanao anie JESOSY

03/11/2025

Tahin'i Jesosy ianao sy ny Ankohonanao ๐Ÿ™๐Ÿ™

"...Ny mpitandrina sy ny FPVM LAPAN'I KRISTY AMBOHIMANDROSO dia faly manasa antsika rehetra ho tonga ๐Ÿ‘‰Ny Alahadin'ny ank...
13/10/2025

"...Ny mpitandrina sy ny FPVM LAPAN'I KRISTY AMBOHIMANDROSO dia faly manasa antsika rehetra ho tonga

๐Ÿ‘‰Ny Alahadin'ny ankohonana sy Fetin'ny taranaka ny Alahady Faha-19 Octobre 2025 ๐Ÿ—“๏ธ
Manomboka @ 9ora๐Ÿ•˜๐Ÿ•˜

๐Ÿ—๏ธEZAKA FANAGANANA โ›ช

Ho Fanohanana ny Fiangonana Dia Hisy ny Lavanty anh ๐Ÿ˜Š๐Ÿฅฐ

๐ŸšŒ๐ŸšŒ๐ŸšƒMisy fiara irasana @ sarany 4000ar mandroso/miverina.

๐Ÿ”ฅHo anao izay Vonona Ary Dia ity ny Laharan'ny Tompon'andraikitra amin'ny Fiara

๐Ÿ“ž๐Ÿ“ž 034 81 882 17

Manantena Anao ho Tonga Anohana ny Fiangonana LAPAN'I KRISTY ๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜Š

"Ary rehefa tonga aminao ireo famantarana ireo, dia ataovy izay azon'ny tananao atao, fa Andriamanitra no momba anao"

I Samoela 10 : 7

"Raha tsy jehovah no manao ny trano,Dia miasa foana ny mpanao azy."Salamo 127 : 01Fiadanana ooo...toy Izao Ny Anio Ho an...
08/10/2025

"Raha tsy jehovah no manao ny trano,
Dia miasa foana ny mpanao azy."

Salamo 127 : 01

Fiadanana ooo...
toy Izao Ny Anio Ho anay Tety Ambohimandroso ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ
Nifanohana fa Ho an'i Jesosy io!
Samy Mandray Angady Daholo Na Lahy na Vavy!...

Fa isika tsy mitolona amin'ny nofo aman-drร , fa amin'ny fanapahana sy amin'ny fanjakana sy amin'ny mpanjakan'izao fahama...
03/10/2025

Fa isika tsy mitolona amin'ny nofo aman-drร , fa amin'ny fanapahana sy amin'ny fanjakana sy amin'ny mpanjakan'izao fahamaizinana izao, dia amin'ny fanahy ratsy eny amin'ny rivotra*

Efesiana 6 : 12

18/09/2025

Fiadanana o!
๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ
Manomboka izao Dia Efa Misy Transport
๐Ÿ‘‰--Ambodivoina ->Ambohimandroso
๐Ÿ‘‰-- Ambohimandroso -> Ambodivoina

โน๏ธ--Isakin'ny ALAROBIA sy ALAHADY
โน๏ธ--Ny Vavaka Antendrombohitra kosa Dia isakin'ny SABOTSY Faharoa ny Volana hitsahina!

โœ…Frais : 4 000ar/Personne
โŽFrais Aller-Retour io anh!

Tahin'i Jesosy o! ๐Ÿ™๐Ÿ™

Contact : 034 81 882 17

18/09/2025

Fiadanana o!
๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ
Tsara ny Mampafantatra Atsika Mpiaramiazakazaka rehetra fa
Manomboka izao Dia Efa Misy Transport
๐Ÿ‘‰--Ambodivoina ->Ambohimandroso
๐Ÿ‘‰-- Ambohimandroso -> Ambodivoina

โน๏ธ--Isakin'ny ALAROBIA sy ALAHADY
โน๏ธ--Ny Vavaka Antendrombohitra kosa Dia isakin'ny SABOTSY Faharoa ny Volana hitsahina!

โœ…Frais : 4 000ar/Personne
โŽFrais Aller-Retour io anh!

Ho Anao izay Te ihaona amin'i Pasteur
Ho Anao te ho Tapahana Ozona
Ho Anao izay Te Ampitombo Fahalalana
Ho Anao izay Hianatra Soratra Masina

Tahin'i Jesosy o! ๐Ÿ™๐Ÿ™

Contact : 034 81 882 17

Address

Ambohimandroso Ambohimanga Rova
Ambohimandroso

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FPVM Lapan'i Kristy Ambohimandroso posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share