Voronkely Betafo Fanavaozana

Voronkely Betafo Fanavaozana Tia Fanampiana

Nolalaovin'ny Voronkely tamin'ny alalan'ireto zavatra reto i Laingon'ala sy i Lava vava 🥰🥰Mamy ooo. Mamy be mahita ny ta...
30/03/2026

Nolalaovin'ny Voronkely tamin'ny alalan'ireto zavatra reto i Laingon'ala sy i Lava vava 🥰🥰

Mamy ooo. Mamy be mahita ny talenta ananan'ny zanatsika 🥰🥰

❤️

06/01/2026

🙏 Misaotra an'Andriamanitra Lehibe fa efa hita soamantsara i Rojo ilay zaza nanaovana Ombay mitady teto amin'ny pejy.Salama tsara izy. Misaotra antsika rehetra ihany koa tamin'ny fiaraha-mientana; ny nanao partage rehetra, ny fianarany Apinga d'or, ny fianakavina sy Ireo fikambanana maro be izay nanampy.
Andriamanitra anie hamaly soa anareo rehetra 🙏 misaotra indrindra 💛

Address

Betafo Fanavaozana
Ambohimanarina
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Voronkely Betafo Fanavaozana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share