FJKM Ambohimanambola Fahasoavana

FJKM Ambohimanambola Fahasoavana 8 septambra 1869: may tanteraka Ikelimalaza. " Hodorako ny ahy" hoy Ranavalomanjaka
1870: teraka ny Fiangonana

SARY ANDIANY 2FETIN'NY TARANAKA 2025 Mankasitraka e
15/11/2025

SARY ANDIANY 2
FETIN'NY TARANAKA 2025 Mankasitraka e

SARY ANDIANY 1Misaotra antsika taranak'Ambohimanambola tonga niara-niombom-bavaka  sy nanome fanomezana ho fampandrosoan...
15/11/2025

SARY ANDIANY 1
Misaotra antsika taranak'Ambohimanambola tonga niara-niombom-bavaka sy nanome fanomezana ho fampandrosoana ny FJKM Ambohimanambola Fahasoavana t@ 9 novambra 2025 nanomboka t@ 9 ora Fetin'ny Taranaka. Ho an'izay tsy afaka dia mbola afaka tonga eny an-tanindrazana mivantana na miantso ny mpitandrina 034 48 291 55.
Ireto ary ny sary ho fahatsiarovana, dia samy hotahin'ny Tompo daholo e

31/10/2025

Ry Taranak'Ambohimanambola, antsoina isika hanatrika ny FETIN'NY TARANAKA eto @ FJKM Ambohimanambola Fahasoavana ny ALAHADY 9 NOVAMBRA 2025 manomboka @ 9 ORA. Ny fanompoam-pivavahana dia arahina fandraisana ny Fanasan'ny Tompo, fiarahabana ireo taranaka afa-panadinana ara-panjakana ary fanaterana Valopy isan-taranaka. Hisy sakafo isan- karazany ayy vary sy laoka @ vidiny mirary.
Ny fiara iombonana dia hiainga eny Ambohijatovo @ 7 ora 30mn.

10/10/2025
27/09/2025

RANDONNÉE ÉVANGÉLIQUE
Dia An-Tongotra Ara-Pilazantsara (DiATAP)
"Hihazakazaka izy nefa tsy ho sasatra; handeha izy, nefa tsy ho reraka" Isa 40, 31b
Ny sabotsy 27 septambra 2025. Misaotra ny Tompo fa tontosa soa aman-tsara ny hetsiky ny Fiangonana. Misaotra antsika 40 mianadahy nanohina ny antso.
" Fahasalamana sy fiadanana miaraka @ Jesoa" , Dia an-tongotra, Tenin'Andriamanitra, fampiharana sy vavaka, vavaka ho an'ny firenena.
Tena nahasoa sady nahafinaritra fa amin'ny manaraka indray e !

QUESTIONS POUR UN CHRETIEN 2025Ho antsika Fiangonana sy Zanaka Am-pielezana.Manasa antsika rehetra handray anjara sy hif...
20/09/2025

QUESTIONS POUR UN CHRETIEN 2025
Ho antsika Fiangonana sy Zanaka Am-pielezana.
Manasa antsika rehetra handray anjara sy hifanotrona ny Alahady 21 septambra 2025. Manomboka @ 9 ora ny fanompoam- pivavahana arahana FETIN'NY BATISA sy FANDRAISANA NY FANASAN'NY TOMPO. Mamarana azy ny Fifaninana QUESTIONS POUR UN CHRETIEN sokajy 3-7 taona/ 8-15 taona/ 16 taona noho miakatra. Ny Filazantsara 4 sy ny tsara ho fantatra momba ny FJKM no hanadinana.
Koa misorata anarana @ 034 32 201 54 Mr Harivola.

QUESTIONS POUR UN CHRETIEN 2025Ho antsika Fiangonana sy Zanaka Am-pielezana.Manasa antsika rehetra handray anjara sy hif...
18/09/2025

QUESTIONS POUR UN CHRETIEN 2025
Ho antsika Fiangonana sy Zanaka Am-pielezana.
Manasa antsika rehetra handray anjara sy hifanotrona ny Alahady 21 septambra 2025. Manomboka @ 9 ora ny fanompoam- pivavahana arahana FETIN'NY BATISA sy FANDRAISANA NY FANASAN'NY TOMPO. Mamarana azy ny Fifaninana QUESTIONS POUR UN CHRETIEN sokajy 3-7 taona/ 8-15 taona/ 16 taona noho miakatra. Ny Filazantsara 4 sy ny tsara ho fantatra momba ny FJKM no hanadinana.
Koa misorata anarana @ 034 32 201 54 Mr Harivola.

Sary nahazo voalohany 19 septambra 2023

ALAHADIN'NY LALANA. Isaorana ny Tompo. Isaorana isika rehetra. Apetraka Aminy ny fahatanterahan'ny asa
21/07/2025

ALAHADIN'NY LALANA. Isaorana ny Tompo. Isaorana isika rehetra. Apetraka Aminy ny fahatanterahan'ny asa

Fampatsiahivana, Alahadin'ny Lalana, Fjkm Ambohimanambola Fahasoavana ,alahady 20 jolay @ 9 ora, ho an'ny kristiana, fia...
20/07/2025

Fampatsiahivana, Alahadin'ny Lalana, Fjkm Ambohimanambola Fahasoavana ,alahady 20 jolay @ 9 ora, ho an'ny kristiana, fianakaviana, Taranaka rehetra.

FAMPATSIAHIVANA O. Manasa antsika kristiana, Zanaka Ampielezana, Taranak'Ambohimanambola rehetra hiara- hiombom-bavaka s...
21/06/2025

FAMPATSIAHIVANA O. Manasa antsika kristiana, Zanaka Ampielezana, Taranak'Ambohimanambola rehetra hiara- hiombom-bavaka sy hanohana ny asan'ny Fiangonana @ IVON'NY VOKADEHIBEN'NY FIANGONANA ny Alahady 22 jona 2025 @ 9 ora. Hisy Fanasan'ny Tompo, fanaterana ny valopy sy rakitra isam-paritra, vokatra isan-karazany, lasopy, tsakitsaky samihafa.
Mifampilaza e

Manasa antsika kristiana, Zanaka Ampielezana, Taranak'Ambohimanambola rehetra hiara- hiombom-bavaka sy hanohana ny asan'...
17/06/2025

Manasa antsika kristiana, Zanaka Ampielezana, Taranak'Ambohimanambola rehetra hiara- hiombom-bavaka sy hanohana ny asan'ny Fiangonana @ IVON'NY VOKADEHIBEN'NY FIANGONANA ny Alahady 22 jona 2025 @ 9 ora. Hisy Fanasan'ny Tompo, fanaterana ny valopy sy rakitra isam-paritra, vokatra isan-karazany, lasopy, tsakitsaky samihafa.
Mifampilaza e

Address

Ambohimanambola
Ambohimanambola

Telephone

+261340256154

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJKM Ambohimanambola Fahasoavana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to FJKM Ambohimanambola Fahasoavana:

Share

Category