Hery Anderson

Hery Anderson ‼️‼️Pejy hizarana tenin'Andriamanitra.
📺Araho ihany koa ny TN TV isaky ny Sabotsy amin'ny 19h30

✨ RETOUR EN IMAGE – CULTE DU 22-03-26✨📜Jeremia 17 : 7. Hotahina izay olona matoky an'i Jehovah, dia izay manana an'i Jeh...
25/03/2026

✨ RETOUR EN IMAGE – CULTE DU 22-03-26✨

📜Jeremia 17 : 7.
Hotahina izay olona matoky an'i Jehovah, dia izay manana an'i Jehovah ho tokiny. ✨



✨ RETOUR EN IMAGE – CULTE DU 08-03-26✨📜Ohabolana 31:10-11[Fankalazana ny vehivavy izay sady tsara no mazoto] Iza no mahi...
12/03/2026

✨ RETOUR EN IMAGE – CULTE DU 08-03-26✨

📜Ohabolana 31:10-11
[Fankalazana ny vehivavy izay sady tsara no mazoto] Iza no mahita vehivavy tsara*? Fa ny tombany dia mihoatra lavitra noho ny voahangy 11. Matoky azy ny fon'ny lahy, Ary tsy mitsahatra ny fanambinana azy.✨






06/03/2026

✨NY TSARA INDRINDRA NO NOMANIN'ANDRIAMANITRA HO ANAO✨

🗓ALAHADY 8 MARS 2026 Ho avy izao.
Miaraka amin'i Pasteur Hery Anderson mivady.
📍F.F.I AMBODIHADY ITAOSY (PALAIS DE LA GRÂCE)

✨ RETOUR EN IMAGE – CULTE DU 01-03-26✨FATOKIANA SY FITAHIANA📜Ohabolana 28 : 20. ✨Izay olona mahatoky tokoa dia ho be fit...
02/03/2026

✨ RETOUR EN IMAGE – CULTE DU 01-03-26✨

FATOKIANA SY FITAHIANA
📜Ohabolana 28 : 20.
✨Izay olona mahatoky tokoa dia ho be fitahiana; Fa izay maimay ta-hanan-karena dia tsy maintsy hohelohina.✨

🔹mitoera tsara amin'ny fahatokiana sy amin'ny fahamarinana ary fahatahorana an'Andriamanitra dia hitahy anao izy.




✨ RETOUR EN IMAGE – CULTE DU 22-02-26✨📜Ohabolana 2 : 6. Fa Jehovah no manome fahendrena; Avy amin'ny vavany no ihavian'n...
25/02/2026

✨ RETOUR EN IMAGE – CULTE DU 22-02-26✨

📜Ohabolana 2 : 6.
Fa Jehovah no manome fahendrena; Avy amin'ny vavany no ihavian'ny fahalalana sy ny fahazavan-tsaina.✨

🔹Rehefa mivavaka ianao dia angataho foana ny fahendrena sy fahalalana ary ny fahazavan-tsaina dia hanampy anao izany rehetra izany ary ho tonga fitahiana aho anao.




  ' ANDRIAMANITRA TAMPOKA 📌 ASABOTSY 14 FEV IZAO @ 8 ora maraina🩸FFI anbodihady itaosy📌 vavaka delivrance📌fampianarana📌f...
13/02/2026

' ANDRIAMANITRA TAMPOKA

📌 ASABOTSY 14 FEV IZAO @ 8 ora maraina
🩸FFI anbodihady itaosy

📌 vavaka delivrance
📌fampianarana
📌fametrahan-tanana
📌fifadian-kanina

aza avela hisy antony tsy ahatongavanao
ny namana ho tonga
lazao eo ambany fa ho avy ianao
GEN 21 :1

✨ RETOUR EN IMAGE – CULTE DU 08-02-26✨📜I Petera 5 : 8. ✨Mahonona tena, miambena: fa ny devoly fahavalonareo mandehandeha...
11/02/2026

✨ RETOUR EN IMAGE – CULTE DU 08-02-26✨

📜I Petera 5 : 8.
✨Mahonona tena, miambena: fa ny devoly fahavalonareo mandehandeha tahaka ny liona mierona mitady izay harapany. ✨

🔹Manàna discipline ny amin'ny ara-panahinao.
🔹Mila manana fifehezan-tena raha te ho any @ fahombiazana.




✨ RETOUR EN IMAGE – CULTE DU 01-02-26✨📜Matio 6 : 33. ✝Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho a...
03/02/2026

✨ RETOUR EN IMAGE – CULTE DU 01-02-26✨

📜Matio 6 : 33. ✝
Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany❤

🔹Fotoana izao hiasana ho an'Andriamanitra.
🔹Fotoana izao hiverenana sy hanaovana ny sitrapon'Andriamanitra.
🔹Ataovy izay mahafaly ny fon'Andriamanitra dia hitahy ny fiaianao manontolo izy.




✨ RETOUR EN IMAGE – CULTE DU 25-01-26✨📜Joba 22 : 28.✝ Ary raha misy kasainao hatao, dia hotanterahina aminao, ary hamira...
27/01/2026

✨ RETOUR EN IMAGE – CULTE DU 25-01-26✨

📜Joba 22 : 28.✝
Ary raha misy kasainao hatao, dia hotanterahina aminao, ary hamirapiratra amin'ny lalanao ny mazava.✨

🔹Fanombohana vaovao miaraka @ Jesôsy.
🔹Fiainana vaovao miaraka @ Jesôsy.
🔹Mahavita zavatra miaraka @ Jesôsy.




✨ RETOUR EN IMAGE – CULTE DU 18-01-26✨📜Salamo 37 : 5 ✝✨Ankino amin'i Jehovah ny lalanao, ary matokia Azy, fa hataony tan...
19/01/2026

✨ RETOUR EN IMAGE – CULTE DU 18-01-26✨

📜Salamo 37 : 5 ✝
✨Ankino amin'i Jehovah ny lalanao, ary matokia Azy, fa hataony tanteraka.✨

🔹Dien'ny izao fiandohan'ny taona izao dia atolory an'i Jesôsy ny aminao rehetra, ny asa, ny fiainam-panahy, ary matokia fa Jesôsy tsy maintsy hanokatra varavarana maro amin'ny lafiny rehetra ho anao.🙏




✨ RETOUR EN IMAGE – CULTE DU 25-12-25✨❤KRISIMASY FAMONJENA✨📜Lioka 2 : 11.✨ fa Mpamonjy no teraka ho anareo anio ao an-ta...
26/12/2025

✨ RETOUR EN IMAGE – CULTE DU 25-12-25✨

❤KRISIMASY FAMONJENA✨

📜Lioka 2 : 11.
✨ fa Mpamonjy no teraka ho anareo anio ao an-tanànan'i Davida, dia Kristy Tompo.✨




Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hery Anderson posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Hery Anderson:

Share