على بصيرة

على بصيرة { قُلْ هَذِهِ سَبِيلِي أَدْعُو إِلَى اللَّهِ عَلَى بَصِيرَةٍ أَنَا وَمَنِ اتَّبَعَنِي}

01/06/2026
‏"مشعر منى" يتهيأ لاحتضان ضيوف الرحمن ‏⁧‫ ‬⁩‏⁧‫ #حيّاكم_الله‬⁩
25/05/2026

‏"مشعر منى" يتهيأ لاحتضان ضيوف الرحمن
‏⁧‫ ‬⁩
‏⁧‫ #حيّاكم_الله‬⁩

EID AL-ADHAMANONGARIVO-AMBILOBEEo amin'ny Kianja malalakan'ny SEKOLY ISLAMIKA "LYCÉE PRIVÉ LES JARDINS DES VERTUEUX" ORA...
22/05/2026

EID AL-ADHA

MANONGARIVO-AMBILOBE
Eo amin'ny Kianja malalakan'ny SEKOLY ISLAMIKA "LYCÉE PRIVÉ LES JARDINS DES VERTUEUX"
ORA : 7H00

20/05/2026

Nohony fisalasalahan'ireo Djamat mahakasika ny fanaovana ny Soalat Eid al-Adha ety amin'ny SEKOLY ISLAMIKA , dia Manambara izahay ato amin'ny mambra Djamat Al-Tawhid eto Ambilobe fa misy ny fanantanterahana ny SOALAT EID AL-ADHA aty amin'ny SEKOLY ISLAMIKA MANONGARIVO.

DATY: ALAROBIA faha 27 Mai 2026 ho avy izao, Izay mitovy amin'ny Daty ISLAMIKA,
10 ZOUL HAJJ 1447H

ORA : 7H00

Natao ity pejy ity mba hifampiseraserana sy homezana fampianaragna mari-pototra mahakasika ny finoana AL ISLAM ary hoentina hamotehana ireo fampianaragna izay mifanipaka amin'ny finoana AL ISLAM.

Address

Ambilobe
204

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when على بصيرة posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share