Voronkely Andiany Fody FLM Ambatovinaky

Voronkely Andiany Fody FLM Ambatovinaky Skoto zazavavy eo anivon'ny Mpanazava Eto Madagasikara.

Ny voronkely dia fikambanana manolokolo sy mitaiza ankizivavy latsaky ny 12 taona ho tonga: vavolombelon'i Jesosy Kristy, andrin'ny fianakaviana, olom-pirenena vanona.

12/04/2026

𝚂𝚊𝚋𝚘𝚝𝚜𝚢 𝟷𝟷 𝙰𝚙𝚛𝚒𝚕𝚢 𝟸𝟶𝟸𝟼

« Ary hitan’Andriamanitra izay rehetra nataony, ary indro tsara indrindra izany » Genesisy 1:31

"𝒯𝒾𝒶𝓀ℴ 𝒶𝓃𝒾ℯ 𝓃𝓎 𝓋ℴ𝓁ℴ𝓀ℴ ℯ" izany indray ny hafatra noraisiny Andiany Fody 🐥💒


« Tsy ato izy fa efa nitsangana » Lioka 24:6a Ny Andiany Fody dia mirary p***a mafinaritra ho antsika rehetra 🐥💒
05/04/2026

« Tsy ato izy fa efa nitsangana » Lioka 24:6a

Ny Andiany Fody dia mirary p***a mafinaritra ho antsika rehetra 🐥💒



29/03/2026

Partie 2: LASY FAHASOA

Fanandratan’ny Andiany Fody ny maha-malagasy amin’ny alalan’ny fitafy malagasy🐥

15/03/2026

Andao daholo hanao Skoto hiaraka aminay😊❤️

25/12/2025

Mirary fetin’ny Krismasy Sambatra r’ise🎁🎄

« Mifankatiava tsara, dia aoka isika hanao soa amin’ny olona rehetra » IPet 4:8b, Gal 6:10bTontosa soa aman-tsara ny fam...
20/12/2025

« Mifankatiava tsara, dia aoka isika hanao soa amin’ny olona rehetra » IPet 4:8b, Gal 6:10b

Tontosa soa aman-tsara ny famaranana ny Jobily fa 60 Taona an’ny Voronkely🐥

IT IS BANANA!Ho hanina ny Banana!Fantatrareo ve fa maro ny zava-tsoa azo avy amin’ny akondro🍌Misy ny : Potasium, énergie...
06/12/2025

IT IS BANANA!
Ho hanina ny Banana!
Fantatrareo ve fa maro ny zava-tsoa azo avy amin’ny akondro🍌
Misy ny : Potasium, énergie, antioxydant, vitamine B6💪🏻
Andao hiaraka hanao voronkely aminay

Ambatovinaky

📣📣Etsy kely anie eee!!! Andao hiaraka aminay ee☺️
07/11/2024

📣📣Etsy kely anie eee!!!
Andao hiaraka aminay ee☺️

Iza no ho namanay? Iza no ho namanay? Iza no ho namanay hamakivaky renirano, rano misy hazan-drano, hazan-drano voron-drano nefa zanaka hai-drano. Iza no ho namanay ?😃

Etsy kely anie ee!!
Jeren'ise anie ireto izy ee, mahafatifaty ery 😅
Indro indray atolotra an'ise ireo mpiandraikitra mpanazava vonona hanome ny tsara indrindra any aminy ho an'ise beazina amin'ity taona ity✨
Taomy ny naman'ise na i cousine fa efa miandry anareo sisa cheftaine😅
Sampana mavo na voronkely: ankizy 6-12taona
Sampana maitso na mpanazava: zatovovavy 12-16 taona
Sampana mena na Afo: tanora 16 taona no miakatra

Aza misalasala ary manontany raha toa ise manana fanontaniana fa vonona ny hamaly an'ise izy ireo🥰

Mirary taom-pitaizana mahafinaritra ho antsika tsirairay avy eo ambany fitahian'Andriamanitra ary !✨


🐦Voronkely ô🐦Efa vonona daholo ve hiatrika taom-panabeazana vaovao? 📌Amin'ny  sabotsy 26/10/24 @ 02ora tolakandro ary ny...
21/10/2024

🐦Voronkely ô🐦
Efa vonona daholo ve hiatrika taom-panabeazana vaovao?
📌Amin'ny sabotsy 26/10/24 @ 02ora tolakandro ary ny fotoanantsika eny Ampiangonana 😍
‼️Aza adino ny fitaovana fitondra mivory rehetra aa
Tongava daholo dia ho ento ny namana sy ny Ray aman-dReny aa😉


Manasa anareo izahay 🥰❤️

🐦‍⬛Indreto ny Voronkely mifankahita ao anaty saha🐦‍⬛Somary mitosy kely mifampitsiky, mifampizahaManao fangalapiery, mifa...
24/01/2024

🐦‍⬛Indreto ny Voronkely mifankahita ao anaty saha🐦‍⬛
Somary mitosy kely mifampitsiky, mifampizaha
Manao fangalapiery, mifanina mifampijery 🫣
Aiza re ny elatrao mba indramiko mba ho ahy.🪽

Izany rankizy no nanombohantsika ny sahan'asa antsika farany, ka mety hoe inona ary ilay sahan'asa ??...🤔🤔

➡️➡️Eny mikasika ny tantaran'ny voronkely sy ny fanaovana fandaharam-potoana tokoa ny sahan'asa antsika farany.

‼️Ka indro ary ny fintiny hafatra nampitaina tamin'izany sahan'asa izany.
Entanina hatrany ireo izay mbola tsy nanao ny emploi du temps any hamita izany fa ho itan'ise fa hilamina sy mirindra ny tontolo andro rehefa vita izany
Aza adino foana ihany koa ny mameno ny cahier aa😘


Address

FLM Ambatovinaky
Ambatovinaky

Telephone

+261329372328

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Voronkely Andiany Fody FLM Ambatovinaky posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share