15/06/2026
Hey ! 2ème Série ABCD de la prière !!
🅱️️ ... comme BENEDICTION ✨✨
Efa nandray fitahiana avy @ Andriamanitra ianao?
❓Misy milaza fa tsy nataon'Andriamanitra hiaina ao anatin'ny tsy fahampiana ny kristiana, fa hiaina ao anatin'ny fitahiany! ✨
❓ Marina ve izany? 🤔
❓A gogo vé izy io 😅
👍Izay ndray no ifampizarantsika !
👍Rahampitso ao @ cellule de prière !
😁 Amboary ny fotoana !
😁 Tongava soa !
⭐Talata
📍Eny @ Ligue Antaninarenina