Fiangonana Apokalypsy Ihazolava

Fiangonana Apokalypsy Ihazolava Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fiangonana Apokalypsy Ihazolava, Christian church, Comm Ambohimpihaonana, Ambatolampy.

17/07/2026

🔥⚠️ AHAFENO NY KIANJA BAREA MAHAMASINA VÉ I PASTEUR MAILHOL ? 🤔

Raha tsiahivina, dia ny taona 2018 no fotoana farany nandraisan’i Pasteur Mailhol ny sehatra lehibe tahaka izao tao amin’ny Kianja Mahamasina.

Ankehitriny, rehefa afaka taona maro… 👀

đź“… 08 Aogositra 2026
📍 Kianja Barea Mahamasina

Dia hiverina indray ny fotoana lehibe ho fankalazana ny faha-30 taonan’ny Fiangonana Apokalypsy maneran-tany. 🙏

🔥 Ho feno ve Mahamasina ? Ahoana ny hevitrao ? 💬

13/06/2026

Mitongava mitsidika ny FAM Ihazolava rn7

09/05/2026
09/05/2026

Hetsiky ny tanora 14 May 2026, Gymnase Ankoay Ankorondrano

Tanora

09/05/2026

🎙️ NDAO FANTARINA : Madame Pasteur MAILHOL (Aurella Iris RAFALIHARIMANANA)
Renim-pianakaviana, vadin’ny filoha mpanorina ny Fiangonana Apokalypsy Maneran-tany, sady reny mpiahy ny vehivavy ao amin’ny fiangonana.
Tantaram-piainana manokana, fitiavana sy faharetana ary sedra iainany.

👉 Noho ny fangatahan’ny mpihaino sy mpanaraka, dia haverina indray eto amin’ny 📻 Radio Fanambarana 98.4 Mhz FM de la Vérité ny Alahady 03 Mey 2026 amin’ny 10 ora maraina.
➡️ Araho ihany koa isaky ny Alarobia hariva amin’ny 07 ora alina, iarahana amin’i RAHANTANIRINA Marie Claire.

🎙️ NDAO FANTARINA : Madame Pasteur MAILHOL (Aurella Iris RAFALIHARIMANANA)
Mère de famille, épouse du président fondateur de l’Église Apocalypse Universelle, et mère protectrice des femmes au sein de l’église.
Une vie marquée par l’amour, la persévérance et les épreuves.

👉 À la demande des auditeurs et des fidèles, l’émission sera rediffusée sur 📻 Radio Fanambarana 98.4 Mhz FM de la Vérité le dimanche 03 mai 2026 à 10h du matin.
➡️ Retrouvez-la aussi chaque mercredi soir à 19h, avec RAHANTANIRINA Marie Claire.

🎙️NDAO FANTARINA: Madame Pastor MAILHOL (Aurella Iris RAFALIHARIMANANA)
Mother, wife of the founding president of the Worldwide Apocalypse Church, and caring mother to all women in the congregation.
Her life reflects love, perseverance, and trials overcome.

👉 By popular demand from listeners and followers, the program will be rebroadcast on 📻 Radio Fanambarana 98.4 Mhz FM de la Vérité on Sunday, May 3rd, 2026 at 10 AM.
➡️ Tune in also every Wednesday evening at 7 PM, with RAHANTANIRINA Marie Claire.

09/05/2026
09/05/2026
Anatin'ny fikarakarana ny EZAKA SONO FAM Ihazolava izahay Zao.                         Opération cake 05 avril 2026.    ...
31/03/2026

Anatin'ny fikarakarana ny EZAKA SONO FAM Ihazolava izahay Zao.

Opération cake 05 avril 2026.

"Kanefa masina Ianao,
Ry mipetraka eo ambonin'ny fideran'ny Isiraely." - salamo 22:3 -

Address

Comm Ambohimpihaonana
Ambatolampy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fiangonana Apokalypsy Ihazolava posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share