EKAR St Jean Baptiste Ambodivona

EKAR St Jean Baptiste Ambodivona Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from EKAR St Jean Baptiste Ambodivona, Catholic Church, Ambodivona, Ambatolampy.

13/02/2026
Entanina isika kristianina  rehetra eto @ EKAR Md Joany Baptiste Ambodivona Sy ny zanaka apielezana rehetra fa ny famara...
13/02/2026

Entanina isika kristianina rehetra eto @ EKAR Md Joany Baptiste Ambodivona Sy ny zanaka apielezana rehetra fa ny famaranana ny TAON- JAOBILY dia ho tontosaina ny 15 martsa 2026

Ny fandaharam'potoana @ izany :
_zoma 06 martsa: fizarana ny sakramenta ny fampihavanana izay atao eny @ Distrika Anjarasoa . Fidirana @ 9h maraina
_sabotsy 07 martsa: récollection izay atao eny @ EKAR Md Joany Baptiste Ambodivona . fidirana 8h maraina
_sabotsy 14 martsa: fikarakarana sy fanadiovana ny fiangonana, famonon'omby
_ Alahady 15 martsa: Lamesa famaranana ny tao-jaobily, fizarana mari-patsiarovana , JAOBILY VOLAFOTSY , mari-pakasitrahana fidirana @ 8:30h

Manantena ny fatongavatsika rehetra

Address

Ambodivona
Ambatolampy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when EKAR St Jean Baptiste Ambodivona posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share