Fiangonana Assemblée de Dieu eto Ambatofotsy Gara RN7

Fiangonana Assemblée de Dieu eto Ambatofotsy Gara RN7 Tongasoa👏🏻tompoko ! afaka manantona mivantana ny aza misalasala Filipiana 1:9 mba ho "Famonjena sy Fitomboana" araka ny sitrapon'Andriamanitra 📞0332504763

RN7 Antsimondrano

28/04/2026

Fiara latsaka sisn-tevana
👉tsy mbola fantatra mazava ny antony

Tsy voatery ho diso ny mpitsaratsara satria mety misy zavatra tsy mbola mazava aminy,💕aza atao helony anie izany.
13/04/2026

Tsy voatery ho diso ny mpitsaratsara satria mety misy zavatra tsy mbola mazava aminy,
💕aza atao helony anie izany.

08/04/2026

TSY TOKONY KAPOHINA NA AMPITAHAINA @ ANKIZY HAFA, FA MILA MAMANTATRA
🧠 1. Tsy mbola matotra ny fifehezana ny tatavia
Mbola tsy voafehy tsara ny “signal” avy amin’ny atidoha
Matory lalina loatra ilay zaza ka tsy mahatsapa hoe feno ny tatavia

🧬 2. Antony lova (génétique)
Raha nisy ray na reny tratran’io tamin’ny fahazazany
➡️ dia mety hifindra amin’ny zanaka

💧 3. Tatavia kely na miasa be loatra
Tsy afaka mitahiry urine ela ny tatavia
Mety feno haingana mandritra ny alina

😴 4. Torimaso lalina be
Ankizy sasany tsy mifoha mihitsy na dia mila mipipy aza
Tsy “mifandray” tsara ny atidoha sy ny tatavia rehefa matory
Tsindrio👇🏻 Suivre🔔Suivi(e) https://www.facebook.com/safidyrandriADD

👉 Abonnéo ny pejy  ??  no fiantso ahy🏷izaho dia mpipi ampandriana foana t@ mbola kely sady mpitomany lava📥19 taona zaho ...
07/04/2026

👉 Abonnéo ny pejy
?? no fiantso ahy
🏷izaho dia mpipi ampandriana foana t@ mbola kely sady mpitomany lava
📥19 taona zaho nanolontena hanaraka sy hanompo an'i JESOSY KRISTY

💕tena niova ny foko falifaly lalan-dava hiran'i
😂🥰mety mémé nareo tpk fa nå di zao aza zah de tin'ilay
😍Tsy manavakavaka tokoa io Atr io, fa ny adala koa ary tiny
🙏raha izao otrizao ary tiany koa maika fa ianao io👀

😍avereno zao vavaka zao hoe iza ianao JESOSY KRISTY miseho eo @ fiainako ❓...

  atao hoe "Toto". Tia an’Andriamanitra izy, ary isaky ny mahita ny Baiboly dia faly be ny fony. 🎚Tiany hovakiana isan’a...
07/04/2026

atao hoe "Toto". Tia an’Andriamanitra izy, ary isaky ny mahita ny Baiboly dia faly be ny fony.
🎚Tiany hovakiana isan’andro ilay izy… saingy nisy olana iray: tsy nahay namaky teny izy.
Rehefa hariva, nipetraka teo an-joron-trano i Toto nitazona ny Baiboly. Nosokafany moramora, dia nijery ireo litera maro be. “Jesosy ô,” hoy izy tamim-pahatsorana, “tiako be ny mahafantatra Anao, fa tsy haiko ny mamaky.”

✅Indray alahady, tao am-piangonana, naheno ny mpampianatra Sekoly Alahady namaky tantara momba an’i Davida izy. Taitra ny fony. Rehefa vita ny fotoana, dia nanatona ilay mpampianatra izy ka niteny hoe:

“Azafady, mba ampianaro mamaky teny aho, fa tiako hamaky Baiboly.” 😥ontsa sady nalahelo ilay zoky Mpampianatra sekoly alahady dia hon'i Toto manokana

Nanomboka teo, niezaka isan’andro i Toto nianatra abidy. Indraindray sarotra, indraindray diso, fa tsy kivy izy. Isaky ny mahavita teny iray izy dia faly be, satria fantany fa manakaiky ny nofinofiny.

👉Volana vitsivitsy tatỳ aoriana, indray hariva, nosokafany indray ny Baiboly. Dia namaky moramora izy hoe: “Fa toy izao no nitiavan’Andriamanitra izao tontolo izao…” Ranomaso hafaliana no nilatsaka, satria vitany ihany.

❤Tsy hoe nahay namaky fotsiny i Toto, fa nahalala fa rehefa tena maniry hanakaiky an’Andriamanitra ny fo, dia manokatra lalana Izy.

06/04/2026

🎁🎉💕Manasa antsika rehetra indrindra fa ny Ambatofotsy sy ny manodidina.
👉Faiarahana mianatra Baiboly, ary famaliana ireo fanontaniana ara-teolojia
💯maimam-poana tsy misy vidim-pidirana
🏷isaky ny alahady atoandro @ 13h30min afaka tonga maraina dia sady mivavaka fa mahafinaritra be
🎁Hosy Fizarana Baiboly,Application,Pdf,diksionera,Baiboly Texte, atao @ ordinateur,
🎉Baiboly Audio izay lafo vidy fa omena maimaim-poana,
👉Mitondra, USB na carte 10Go
Tsindrio👇🏻 Suivre🔔Suivi(e) https://www.facebook.com/safidyrandriADD

06/04/2026

Zanam-piangonana Ambanivohitra Anosy, 👉Ambatofotsy mitady ny very mba ho feno ny tranoko

“ Misy fotoana ve ianao mahatsiaro irery…na dia misy olona manodidina anao aza?Tsy hoe tsy misy olona…fa tsy misy tena m...
03/04/2026


Misy fotoana ve ianao mahatsiaro irery…
na dia misy olona manodidina anao aza?

Tsy hoe tsy misy olona…
fa tsy misy tena mahatakatra anao.
💬 Lazao hoe ‘ENY’ raha efa niaina an’izany ianao…”

Tsindrio👇🏻 Suivre🔔Suivi(e) Abonné https://www.facebook.com/safidyrandriADD

03/04/2026

Fa ny fombany tsy hita, dia ny heriny mandrakizay sy ny mah'Andriamanitra Azy, dia miseho hatramin'ny nanaovana izao tontolo izao, fa fantatra amin'ny zavatra nataony; ka dia tsy manan-kalahatra ireo;Rom1:20

Address

Ambatofotsy Gare Andrailambo
Ambatofotsy

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fiangonana Assemblée de Dieu eto Ambatofotsy Gara RN7 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category