Assemblée de Dieu Ambatofotsy Gare

Assemblée de Dieu Ambatofotsy Gare RN7 Antsimondrano

Tongasoa👏🏻 ato @ "Famonjena sy Fitomboana" izahay dia hanampy anao ara-Baiboly hiarovana ny finoana sy hitomboana araka ny sitrapon'Andrimanitra 💌raha misy fanontaniana na mila fanampiana aza misalasala tompoko Filipiana 1:9 📞0332504763

Iza moa no olona aminareo, izay manana ondry zato, ka very ny anankiray, no tsy mandao ny sivy amby sivi-folo any an-efi...
11/11/2025

Iza moa no olona aminareo, izay manana ondry zato, ka very ny anankiray, no tsy mandao ny sivy amby sivi-folo any an-efitra ka mandeha hitady ilay very mandra-pahitany azy? Li154

11/11/2025

Batisa Assemblée de Dieu Analamanga Novembre 2025

Ireto misy vokatsoa 3 lehibe azo avy amin’ny fisotroana rano ampy isan’andro 👇💧1. Mampitombo hery sy fahatsiarovan-tena ...
10/11/2025

Ireto misy vokatsoa 3 lehibe azo avy amin’ny fisotroana rano ampy isan’andro 👇💧

1. Mampitombo hery sy fahatsiarovan-tena – Manampy ny atidoha sy ny vatana hiasa tsara kokoa, manala havizanana ary manatsara ny fifantohana.

2. Manadio ny vatana – Manampy ny voa sy ny taova hafa hanala loto sy poizina amin’ny alalan’ny urine sy hatsembohana.

3. Manatsara ny endriky ny hoditra – Raha misotro rano ampy ianao dia lasa malama, mamirapiratra ary tsy maina ny hoditra.

10/11/2025

Safidy ny fiainana izay tianao hitranga sy ho tanteraka dia miankina @ safidy ataonao anio

09/11/2025

🤔NY VANIM-POTOANA FARANY SY NY TOKONY ATAO🛩

Address

Ambatofotsy Gare Andrailambo
Ambatofotsy

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Assemblée de Dieu Ambatofotsy Gare posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category