VFL Tsaramanga Vaovao

VFL Tsaramanga Vaovao ZAVA-KENDRENY

Hampivondrona sy hampiray saina ny vahoakan’Andriamanitra mba:

Hifampitaiza, h

Coucou
19/02/2025

Coucou

Amin'ny herintaona indray ôô
19/02/2025

Amin'ny herintaona indray ôô

Fier d'être VFL
15/03/2022

Fier d'être VFL

13/03/2022

💥 COURS GRATUIT🇲🇬🇱🇷🇨🇳

✔️ Ouiiiii!!!! Vous ne rêvez pas. C'est entièrement GRATUUUIIIIIT 🤭 💥
✔ ️Il s'agit d'un cours d'anglais américain ou de Chinois mandarin en ligne et totalement à O ariary❗❗❗

👉 Veuillez suivre les consignes suivantes pour avoir accès au cours 🇱🇷🇨🇳🇲🇬
-Abonnez sur la page
-Partagez ce post
-Inscrivez-vous en MP
-Choisissez entre Anglais américain et Chinois mandarin

⭕⭕ NB: Places très limitées ⭕⭕

2022
03/02/2022

2022

03/11/2021

NOHO NY ZANAKO

Izaho no mikarama tsy mahalala sasatra
fa feno fitozoana, entanim-pikirizana,
Dia tsy fitiavan-tena
hangorona harena
sy vola be am-bata haderadera ny ory
Tsy izany mihitsy akory !
Tsy izany velively no betsaka ao an-tsaiko
fa ny fitsinjovana anao, ry sombinaiko,
ho tonga olon-tsoa sy malagasy vanona
ho saonjo mihoatra akondro, handroso tsy ankijanona !

Ka izay kely nisy teo am-pelan-tanako:
tsy entiko mankaiza fa hanasoa ny zanako.
Dia ny hisondrotany
ary ny hiavotany
hihoatra sy handingana izay mba kely vitako,
hisongona izay hitako,
ho tonga olomanga, ho sangam-pirenena
tiatanindrazana no feno fahendrena
any aoriana any...
Koa rehefa tonga izany:
'ty tanintsika ity ho fararanon' olona
vanona sy hendry no kanto famololona.

Dia tonga maivana amiko ny miari-tory
Ny hasasarako aza tsy reko kely akory
Koa hahagaga ve izay kely mba ananako
raha lany manontolo mba hahasoa ny zanako ?

RADO
(02 Jolay 1983)

*Azo zaraina raha sitrakao

24/06/2021

Address

FJKM Tsaramanga Vaovao
Ambatofotsy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when VFL Tsaramanga Vaovao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share