STK Mahitsy Fehizoro Ofisialy

STK  Mahitsy Fehizoro Ofisialy WALKING WITH GOD

Ny voaloham-pahendrena dia izao: Mahazoa fahendrena; Eny, lanio ny fanananao rehetra hamidy fahalalana tsara. — Ohabolana 4 : 7

Fiadanana ee!Misaotra an’Andriamanitra lehibe izahay fa tontosa soamantsara ny HETSIKA FANOHANANA ho an’ny fananganana d...
27/07/2026

Fiadanana ee!

Misaotra an’Andriamanitra lehibe izahay fa tontosa soamantsara ny HETSIKA FANOHANANA ho an’ny fananganana dispensaire sy ny Fihaonambe Nasionalin’ny Sampana Tanora Kristiana tato amin'ny FJKM Mahitsy Fehizoro 🙏😇

Izany dia niarahana tamin’ny :
STK FJKM Androndra Fahasoavana ofisialy
STK MAMI - Mandroseza Ankadindratombo MIray
Ny Rohama Ankadindambo Famonjena
STK NY Hafatra Tanjombato Maritiora
Rantsana Fanantenana FJKM Androndra Fahasoavana
TDH ny Lanitra FJKM Ambohimanambola Fahasoavana
SVM FJKM Ambohimanoa Alasora Betesda

✨Ary ireo sampana velona rehetra tao amin’ny FJKM Mahitsy Fehizoro

Ho an’Andriamanitra irery ihany anie ny voninahitra! 😇

Finaritra ô!!! 🤍Ity indray ny fotoanantsika manaraka "𝗙𝗜𝗗𝗘𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗩𝗜𝗧𝗔 𝗕𝗔𝗖𝗖" 🙏🎉"𝑴𝒊𝒅𝒆𝒓𝒂̀ 𝒂𝒏'𝒊 𝑱𝒆𝒉𝒐𝒗𝒂𝒉, 𝒇𝒂 𝒕𝒔𝒂𝒓𝒂; 𝒇𝒂 𝒎𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒌𝒊...
22/07/2026

Finaritra ô!!! 🤍

Ity indray ny fotoanantsika manaraka "𝗙𝗜𝗗𝗘𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗩𝗜𝗧𝗔 𝗕𝗔𝗖𝗖" 🙏🎉

"𝑴𝒊𝒅𝒆𝒓𝒂̀ 𝒂𝒏'𝒊 𝑱𝒆𝒉𝒐𝒗𝒂𝒉, 𝒇𝒂 𝒕𝒔𝒂𝒓𝒂; 𝒇𝒂 𝒎𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒌𝒊𝒛𝒂𝒚 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒎𝒊𝒏𝒅𝒓𝒂𝒎-𝒑𝒐𝒏𝒚."
Salamo 107:1

Ndao ary mba any am-piangonana ao anatin'ny fiderana indray isika no hanalazy vita Bacc e! 🙏

Misy ity "𝗛𝗘𝗧𝗦𝗜𝗞𝗔 𝗙𝗔𝗡𝗢𝗛𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔" ity, izay hanasana ny STK sy ireo antokom-pihira maro hiara-hidera sy hisaotra an'Andriamanitra isika

🎯 Ity hetsika ity dia natao ho fanohanana ny:
👉 Fihaonambe Nasionalin'ny STK
👉 Fananganana Dispensaire eto anivon'ny Fiangonana

Hiaraka hidera sy hankalaza an'Andriamanitra isika, miaraka amin'ny Sampana Vokovoko Manga, ny Sampana Tanora Kristiana (STK) ary ireo antokom-pihira maro nasaina🙏

📅 Alahady 26 Jolay 2026
🕑 Manomboka amin'ny 2 ora tolakandro

✨ TSY MISY VIDIM-PIDIRANA, fa raikitra no tatazana! 😉

Tongava maro ary e! 🥰 Manantena ny fanatrehanareo izahay amin'ity Alahady ity

Tahian'i Jesosy daholo! 🙏🏻 Ho Azy irery anie ny voninahitra! 🤍

✨ 𝑻𝒐𝒏𝒈𝒂 𝒊𝒏𝒅𝒓𝒂𝒚 𝒊𝒕𝒚 𝒊𝒍𝒂𝒚 𝒇𝒐𝒕𝒐𝒂𝒏𝒂 𝒆𝒆𝒆🥳🎄Sasak’alina feno hafaliana sy fiderana miaraka amin’ny STK Mahitsy Fehizoro 🙏✝️Anda...
18/12/2025

✨ 𝑻𝒐𝒏𝒈𝒂 𝒊𝒏𝒅𝒓𝒂𝒚 𝒊𝒕𝒚 𝒊𝒍𝒂𝒚 𝒇𝒐𝒕𝒐𝒂𝒏𝒂 𝒆𝒆𝒆🥳🎄

Sasak’alina feno hafaliana sy fiderana miaraka amin’ny STK Mahitsy Fehizoro 🙏✝️
Andao hiara-hankalaza ny 𝑺𝒂𝒔𝒂𝒌’𝒂𝒍𝒊𝒏𝒂 𝑲𝒓𝒊𝒔𝒎𝒂𝒔𝒚 miaraka aminay

🎭 “𝑵𝒐𝒆𝒍𝒚 𝑭𝒊𝒐𝒗𝒂𝒏𝒂🔖
Fotoana manokana hanavaozana ny fo sy hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ✨

📅 𝐀𝐥𝐚𝐫𝐨𝐛𝐢𝐚 𝟐𝟒 𝐃𝐞𝐬𝐚𝐦𝐛𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟓
⛪ 𝐅𝐉𝐊𝐌 𝐌𝐚𝐡𝐢𝐭𝐬𝐲 𝐅𝐞𝐡𝐢𝐳𝐨𝐫𝐨
⏰ 𝐌𝐚𝐧𝐨𝐦𝐛𝐨𝐤𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝟕 𝐨𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐬𝐚𝐬𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐥𝐢𝐧𝐚

📌 Ento ny fianakaviana, asao ny namana, ary andao hiara-hidera an’Andriamanitra 🤍
🎶 Nanomana comédie musicale mamy sy manaitra ho anareo izahay feno hafatra, feno fihetseham-po, feno fitiavana.

🤗 𝑻𝒐𝒏𝒈𝒂𝒗𝒂 𝒎𝒂𝒓𝒐 𝒂𝒓𝒚 𝒆!

✔️ Ho an’Andriamanitra irery ihany ny Voninahitra ✝️✨



🎄✨

Vita soa ny Krismasy ny STK SPAA11.Misaotra mankasitraka antsika rehetra dia voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany...
13/12/2025

Vita soa ny Krismasy ny STK SPAA11.
Misaotra mankasitraka antsika rehetra dia voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany 🙏

Address

Alasora
103

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when STK Mahitsy Fehizoro Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share