01/09/2026
❤️
TRANO FIANTOHANA ARORIAKA❤️
Maison d'assurance en partenariat avec ARO
Niorina hatramin'ny 2018.
"FINOANA MAMOKATRA : Mamokatra be, Mamokatra tsara, Mamokatra tsy tapaka.🇲🇬
ARORIAKA FJKM – FIANTOHANA HO FIAROVANA SY FANDROSOANA:
👉 Arovy anio ny ankohonanao sy ny fanananao — midira amin’ny Assurance ARORIAKA/FJKM, efa nanompo sy niaro ny vahoaka sy ny Fiangonana nandritra ny taona maro.
👉 Aza miandry ny loza vao mitady fiarovana; miomàna dieny izao miaraka amin’ny ARORIAKA, izay efa niasa sy voarakitra ao anatin’ny asan’ny FJKM hatramin’ny taona 2018.
👉 Ny fiantohana dia tsy fandaniana fotsiny, fa fampiasam-bola hiarovana ny hoavinao, ny ankohonanao ary ny fanananao.
👉 Ho an’ny fiara, fahasalamana, fisotroan-dronono, asa fanorenana ary fananana: ARORIAKA no mpiara-miaro anao, miaraka amin’ireo vokatra fiantohana omen’ny ARO.
👉 Ny fandraisanao Assurance ARORIAKA dia sady fiarovana ho anao sy ny ankohonanao no fandraisana anjara amin’ny fampandrosoana hatrany ny asan’ny Fiangonana — “Miasa hahasoa ny maro ho voninahitr’Andriamanitra.”👇👇👇
Bureau
SITE I :
FOIBE FJKM - Analakely
AGENCE CENTRALE
Tél : +261 33 02 767 70
+261 34 41 067 57
E-mail : verohanitra.herinirinagmail.com; andorivoharilala@,gmail.com
SITE II :
AMPARIBE - Près Immeuble DGI
Bureau - Annexe
Tél : +261 34 40 400 09
+261 34 39 165 92
E-mail : [email protected] ; [email protected]
TONGAVA FA VONONA HANDRAY ANAO IZAHAY
SOLI DEO GLORIA.