FLM Val-de-Marne

FLM Val-de-Marne Ny Fiangonana Loterana Malagasy Val-de-Marne FRANCE na FLM Val-de-Marne dia fiangonana mirafitra ami

Ny Fiangonana Loterana Malagasy Val-de-Marne dia niorina tamin'ny taona 2009 ary mitory ny Filazantsara amin'ny izao tontolo izao. Ao anantin'ny Synoda Eoropa izy ary mirafitra amin'ny Fitandremana Malakoff sy ny Fileovana Ile-de-France. L'Eglise Luthérienne Malgache du Val-de-Marne est née en 2009 et a pour but d'annoncer la Bonne Nouvelle à tous. Elle fait partie du Synode Europe, liée à la Paroisse Malakoff et au Consistoire Ile-de-France.

Rejoins nous pour cette journée spéciale de partageLes infos à ne pas manquer :📍 Lieu : Parc street workout- Bagneau sur...
29/06/2026

Rejoins nous pour cette journée spéciale de partage

Les infos à ne pas manquer :
📍 Lieu : Parc street workout- Bagneau sur loing, chemin des pâtures 77 167
⏰ Horaire : Dès 9h

Plein de bonnes choses sur place :
• 🍢 Barbecue, boissons, glaces et pleins d’autres choses en ventes
• ⁠Riz, salade...
• 🎈 Activités sportives et jeux pour tous

Mais surtout détend toi, ne ramène rien juste la famille et les amis ! On s’occupe de tout ☝🏽

👉 LASY fanao isan-taona - FSFLM 👈✨Manasa an‘ise hoavy amin‘ny LASY fanao isan-taona karakarain‘ny FSFLM ✨💒 Toerana: L‘Er...
26/06/2026

👉 LASY fanao isan-taona - FSFLM 👈

✨Manasa an‘ise hoavy amin‘ny LASY fanao isan-taona karakarain‘ny FSFLM ✨

💒 Toerana: L‘Ermitage de Saint-Walfroy, 08370 MARGauT - Toby Pouru St Rem

🔔 Daty: 10 - 13 jolay 2026

‼️Fepetra: Fisoratana anarana OBLIGATOIRE ‼️

“Aza matahotra ry ilay malala indrindra; fiadanana anie ho anao, mahereza, eny, mahereza.” Daniela 10:19a --- Lasy tanterahan'ny Skoto aty amin'ny SP FLME atao any St-Walfroy (Toby Pouru-St-Rémy) ny 10-11-12-13 jolay 2026.

15/06/2026
15/06/2026

Jesosy Tompo dia efa nampanantena
Manomana fiainana dia fiainam-pamonjena
Ka mbola miantso Izy anio
Avia manantona handeha hanaraka Ahy

Jesosy tsara e, tiako ny anilanao
Jesosy tsara e, mamiko loatra hianao

Miantsoa anao indray ny Tompo hiara hidera Azy amin'ity hetsika iray ity.

Aza laitsa e

Fandriho dieny izao ny toeranao

https://www.onparticipe.fr/b/GSFzHbTd

Chorale Kerobima Ankatso
Chorale Fahazavana

07/05/2026

Andaska rô ka mangatak'andro koa marô
Chorale Kerobima Ankatso sy Chorale Fahazavana Val de marne efa pare. Koa aza.medalinina e dia tonga dia zarao 27 juin ny fotoana ao Bagneux Eglise Sainte Monique

https://www.onparticipe.fr/b/GSFzHbTd

23/04/2026

Afa-po amin'ny fintantanan'i Jesosy ny fiainanao va hianao ? Aza medalinina ary andao hiara hidera Azy indray amin'ny 27 juin ho avy izao ao amin'ny Chapelle Sainte-Monique Bagneux amin'ny 3 ora tolakandro miaraka Kerobima Ankatso sy @ Chorale Fahazavana. Fandriho dieny izao ny tapakilanao eo anivon'ireo fiangonana FLM rehetra eto Eoropa na koa en ligne amin'ny QR code etsy ambany.

Adresse

Villeneuve-Saint-Georges

Heures d'ouverture

14:00 - 19:00

Site Web

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque FLM Val-de-Marne publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Contacter Le Lieu De Culte

Envoyer un message à FLM Val-de-Marne:

Raccourcis

Partager