Sampana Dorkasy SP 37 VFA - Officiel

Sampana Dorkasy SP 37 VFA - Officiel Informations de contact, plan et itinéraire, formulaire de contact, heures d'ouverture, services, évaluations, photos, vidéos et annonces de Sampana Dorkasy SP 37 VFA - Officiel, Église chrétienne, Paris.

Mitory sy manambara ny Filazantsaran'i Jesoa Kristy amin'ny alalan'ny Teny sy ny Asa - Mitaiza sy manabe ny ankizy sy ny tanora amin'ny alalan'ny fampivoarana ny vehivavy amin'ny lafiny rehetra : Tena, Saina, Fanahy - Fikambanam-behivavy mpanao asa soa

Fihaonambe Sampana Dorkasy FJKM Daty: 07-08-09 Aogositra 2026 Toerana: Fianarantsoa SP25
29/07/2026

Fihaonambe Sampana Dorkasy FJKM
Daty: 07-08-09 Aogositra 2026
Toerana: Fianarantsoa SP25

Fiadanana e 🙏
Iza avy ny ho avy,ndao mba hanao réaction ao amin'ny commentaire e, milaza ny SP oe laharana faha - Firy ,arahina anarana fiangonana na fitandremana ,Ary ho ampintsika oe ho avy
Efa vonona daholo ve o,
efa namandrika trano🏘️ ,
efa milamina ny fiara 🚃🚗🚐,
efa manana fanamiana hiraisana 👕👒,
aza adino ny Karatra maha mpikambana antsika an 📘,
Ny fanafody ihany koa raha mila izany manokana 💉💊🩹🩺
akanjo sy lamba firakotra mafana 🧥🧦🧣
🌺 Mbola tsy tara Raha izao vao hiomana , ndao e! taomy ny namana ry Dorkasy , any Fianarantsoa mihaona
🌺Izaho Dorkasy FJKM🌺

14/07/2026
13/07/2026

(Nalaina tao aminy rindriny Foibe FJKM)

10/06/2026

🌸 "Miaraha mifaly amin ’izay mifaly, ary Miaraha mitoany amin’izay mitomany.” (Romana 12:15) 🌸

Tsiahivina amin’ity horonan-tsary ity ny fotoana niarahan’ny birao Dorkasy SP37 tamin’ireo Dorkasy tao amin’ny fitandremana Jerosalema Fitahiana.

Fotoam-piaraha-mivavaka, fifampaherezana ary firaisam-po tao amin’ny Tompo.

🙏 Voninahitra ho an’Andriamanitra! 🙏

Miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'ny Tompo ✨Andao indray hifampotoana hiaraka hiombom-bavaka isika rehetra eto Le...
09/06/2026

Miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'ny Tompo ✨

Andao indray hifampotoana hiaraka hiombom-bavaka isika rehetra eto Le Havre sy ny manodidina :

📆 Ny Alahady hoavy izao 14 Jona 2026
🕰️ 2ora
📍 47 Rue Anatole, 76 600 Le Havre
💌 Fanompoam-pivavahana - Fandraisana Fanasan’ny Tompo

Alao hery ary ilazao ny namana mba ho tonga maro ho voninahitr'Andriamanitra hatrany🙏

« Mifankazara amin’ny Tsitoha ianao, dia hiadana; Izany no hahatongavan’ny soa aminao » Joba 22 : 21

08/06/2026

Fampianarana natolotr’i pastera Ony RAZAFINDRAJERY, tonia dorkasy foibe
(Tapany faharoa)

08/06/2026

Fampianarana natolotr’i pastera Ony RAZAFINDRAJERY, tonia dorkasy foibe
(Tapany voalohany)

Ho an’ireo izay tsy afaka nanatrika na izay maniry hihaino indray, dia zaraina eto ny fampianarana natolotr'i tonia ny 13 febroaryiary 2026 lasa.

Mirary fitahiana sy fahasoavana ho an’ny tsirairay eo am-pihainoana. 🙏

Adresse

Paris

Site Web

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Sampana Dorkasy SP 37 VFA - Officiel publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Raccourcis

Partager