Parles Seigneur, Ton Serviteur T'ecoute

Parles Seigneur, Ton Serviteur T'ecoute Le Seigneur vint et se tint là ; comme les autres fois, il appela : « Samuel, Samuel ! » L’enfant répondit : « Parle, ton serviteur écoute. » (I Sam 3; 9)

25/10/2023

☝️Mifampiresaha izao dia izao 🙏

27/02/2023
27/02/2023

🍁 Nangataka tamin'Andriamanitra aho mba hahery foana dia nataony tojo toe-javatra sarotra aho ary nomeny hery hiatrehana izany.

🍁 Nangataka tamin'Andriamanitra aho hanana fahendrena dia nataony tojo olana aho hovahako amim-pahendrena miaraka Aminy.

🍁 Nangataka tamin'Andriamanitra aho mba hofenoiny fitiavana dia nataony tojo olona feno korontana aho hampiako am-pitiavana.

Namaly ny vavaka nataoko Andriamanitra mety tsy araka ny tiako foana izany fa novaliany aho - tamin'ny fombany manokana.

27/02/2023

🔥Fa ianao no manasitrana ny Ratra any anatiko...

Ny Ratra izay mety nitondra hakiviana, fahadisoam-panantenana...esory ato amiko indray izany tompo ô!

📖Salamo 147:3 «Mahasitrana ny torotoro fo Izy Sy mamehy ny feriny.»
Sitrano ny Foko Jesô ,ary esory amiko ireo zavatra izay mitambesatra ka mahatonga ny Fanahiko hitoloko...

27/02/2023

Amin'ity herinandro ity, misafidiana ny hatoky an'Andriamanitra amin'ny fonao sy ny sainao rehetra.

27/02/2023

❤️Ny fonao no lapa tsara indrindra tian'Andriamanitra itoerana. Raha atolotrao azy ny fonao dia ho voaaro amin'ny ratra, aretina, fahadisoam-panantenana, fitaka ataon'ny fahavalo.

Adresse

Namela/Betania
Marseille
601

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Parles Seigneur, Ton Serviteur T'ecoute publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Contacter Le Lieu De Culte

Envoyer un message à Parles Seigneur, Ton Serviteur T'ecoute:

Partager