FLM Allemagne

FLM Allemagne Fifampizarana, Fifampitaizana ary Fifampaherezana ao amin'i Jesosy.

" Midira amin' ny vavahady ety hianareo..."Matio 7:13a👉  26.07.2026 👈🕰️ 14:00 ora  tolakandro🕰️📍 Kiefernweg 22-24, 76149...
23/07/2026

" Midira amin' ny vavahady ety hianareo..."
Matio 7:13a

👉 26.07.2026 👈

🕰️ 14:00 ora tolakandro🕰️

📍 Kiefernweg 22-24, 76149 Karlsruhe 📍

✨💒  « Fa ny fanahy ana dia hampisotroiko, ary ny fanahy mihaosa rehetra dia hovokisako. »                          Jerem...
08/07/2026

✨💒 « Fa ny fanahy ana dia hampisotroiko,
ary ny fanahy mihaosa rehetra dia hovokisako. »
Jeremia 31 : 25 💒✨

Manasa am-pitiavana antsika Kristiana rehetra eto Allemagne sy ny manodidina hiara hivavaka sy hankalaza an’ Andriamanitra, hifampitaona hamonjy sy hanatrika ny eto amin‘ny 💒

👉 1️⃣8️⃣ - 1️⃣9️⃣. 0️⃣7️⃣. 2️⃣0️⃣2️⃣6️⃣ 👈

✨ Fampiaranana Soratra Masina ✨
✨ Asa sy fampaherezana ✨
✨ Fandraisana ny fanasan‘ny Tompo ✨

👉 Rohy fisoratana anarana

https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLScdBRV9CHY0S4DhuMwN1V_gJor-rnr2dFk1YY9434QnAsFwCQ/viewform?usp=header

Ho an‘ Andriamanitra irery ihany ny voninahitra. Amen!

18/06/2026
👉 1️⃣3️⃣ &  1️⃣4️⃣ - 0️⃣6️⃣ - 2️⃣0️⃣2️⃣6️⃣👈✝️ ALAHADY FAHA II MANARAKA NY TRINITE ✝️„Na zovy na zovy no tsy mitondra ny ...
05/06/2026

👉 1️⃣3️⃣ & 1️⃣4️⃣ - 0️⃣6️⃣ - 2️⃣0️⃣2️⃣6️⃣👈

✝️ ALAHADY FAHA II MANARAKA NY TRINITE ✝️

„Na zovy na zovy no tsy mitondra ny hazo fijaliana ka tsy manaraka Ahy, dia tsy azo ekena ho mpianatro izy.“
Lioka 14:27

✨😊 Faly manasa anao amin' ny anaran' i Jesosy Kristy ny FLM Allemagne hanatrika fihaonana eto @ faritra afovoany izay atao eto Frankfurt am Main.

👇🏻Indro ny lien ahafahana misoratra anarana:👇🏻

https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLSfXLPN3-DcEPw8OKguWTwncYt5HKSmKTa6rOiUNTXTIjE9QWg/viewform?usp=dialog

👉 Fotoana: Asabotsy 13 Juin 2026
👉 Manomboka@ 11 ora maraina
👉 Toerana hiaonana:
➡️Segenskirche, Alte Falterstraße 6, 65933 Frankfurt am Main

✅Hanomboka amin’ny fotoam-pivavahana fohy isika, ary avy eo hiara-dia ho any amin’ny toerana fanaovana grillade:

✅Grillplatz Mainvorland, Gutleutstraße, 60327 Frankfurt am Main

✅Hisy takariva mahafinaritra ao @ Gemeindesaal (Segenskirche) ny hariva.

➡️ Alahady 14 Jona 2026, amin’ny 10 ora maraina:
Fotoam-pivavahana ara-litorjika.

Ho an' Andriamanitra irery ihany ny voninahitra!

Jesosy irery ihany

Adresse

Allemagne
Allemagne

Téléphone

+33751060025

Site Web

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque FLM Allemagne publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Raccourcis

Partager