Tian'i Kristy NRW

Tian'i Kristy NRW Beloved in Christ

Fiadanana,faly manasa antsika indray  fotoam-bavaka manaraka:Alahady 30 Aogositra 2026 any SolingenTahian‘i Jesosy ☺️
26/08/2026

Fiadanana,

faly manasa antsika indray fotoam-bavaka manaraka:

Alahady 30 Aogositra 2026 any Solingen

Tahian‘i Jesosy ☺️

20/07/2026

Fiadanana o,

faly manasa antsika rehetra amin'ny fotoam-bavaka amin'ny

26 Jolay amin'ny 11 ora
ao amin'ny Gemeindehaus Solingen .

Mpanompon'Andriamanitra Pasteur Perle Razafindrakotofanja no mampivavaka antsika ary misy fandraisana ny fanasan'ny Tompo

Aorian'ny fotoambavaka misy fiaraha-misakafo ka samia mitondra zay voatsirambin'ny tanany avy fa zay entintsika eo dia hiarahantsika mizara

Tahian'i Jesoa daholo dia ny fiadanan'ny Tompo ho amintsika rehetra 🙏🥰

Fiadanana,faly manasa antsika indray amin‘ny fotoam-bavaka hiarahan-tsika rapitso Alahady 28 Jona 2026 Tahian‘i Jesosy d...
27/06/2026

Fiadanana,

faly manasa antsika indray amin‘ny fotoam-bavaka hiarahan-tsika rapitso
Alahady 28 Jona 2026

Tahian‘i Jesosy daholo 🫰🏻

Fiadanana, faly manasa antsika indray ny -bavaka manaraka  31 May 2026 @ 12:30 OraToerana: Freie evangelische Gemeinde S...
16/05/2026

Fiadanana,

faly manasa antsika indray ny -bavaka manaraka 31 May 2026 @ 12:30 Ora

Toerana: Freie evangelische Gemeinde Solingen-Aufderhöher (Kapelle)

Adresse:
Aufderhöher Str. 173b,
42699 Solingen

Tahian‘i Jesosy daholo

Fiadanana,lundi de pâque miaraka  Tian‘i Kristy NRW amin‘ny Alatsinain‘ny P***a 2026 Manasa anao Tahian‘i Jesosy daholo
03/04/2026

Fiadanana,

lundi de pâque miaraka Tian‘i Kristy NRW amin‘ny Alatsinain‘ny P***a 2026

Manasa anao

Tahian‘i Jesosy daholo

Adresse

Solingen
42699

Telefon

+4917631607345

Webseite

Benachrichtigungen

Lassen Sie sich von uns eine E-Mail senden und seien Sie der erste der Neuigkeiten und Aktionen von Tian'i Kristy NRW erfährt. Ihre E-Mail-Adresse wird nicht für andere Zwecke verwendet und Sie können sich jederzeit abmelden.

Die Kultstätte Kontaktieren

Nachricht an Tian'i Kristy NRW senden:

Verknüpfungen

Teilen