Sampati FJKM Quebec

Sampati FJKM Quebec SAMPATI FJKM QUEBEC. Hanabe sy hanolokolo.

Miandraikitra amin'ny fampivelarana feno ny ankizivavy sy ankizilahy, ny zatovovavy sy zatovolahy ao anatin'ny sampana ho tonga Vavolombelon'i Jesoa Kristy, Olom-pirenena vanona ary Andrin'y fianakaviana.

Araky ny efa nolazaina antsika dia hanatanteraka ny AG isika ny sabotsy 13 jiona aho avy izao Toy izao ny fandaharam-pot...
06/13/2026

Araky ny efa nolazaina antsika dia hanatanteraka ny AG isika ny sabotsy 13 jiona aho avy izao

Toy izao ny fandaharam-potoana :
14h-16h30 mivory toy ny mahazatra ny ankizy
16h30-18h: AG hiarahana amin’ny Ray aman-dReny rehetra

Ho dinihina mandritra izany ny tohin’ny fiainan’ny fikambanana, ary Indrindra ny fanomanana ny LASY Lehibe

Koa manentana ny fahatongavatsika rehetra !!

Toerana efa voalaza etsy ambony

📣𝐒𝐚𝐡𝐚𝐧'𝐚𝐬𝐚 𝟗 𝐦𝐞𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟔Ho avy indray ny fivoriantsika manaraka :📅 Daty : 9 mey 2026📍 Toerana : Base de plein air Ste-Foy (...
05/06/2026

📣𝐒𝐚𝐡𝐚𝐧'𝐚𝐬𝐚 𝟗 𝐦𝐞𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟔

Ho avy indray ny fivoriantsika manaraka :
📅 Daty : 9 mey 2026
📍 Toerana : Base de plein air Ste-Foy (côté terrain de volley-ball)
📌 3137 Rue Laberge, Québec, QC G1X 4B5

Manantena ny fahatongavan'ise !
Aza hadino ny fitaovana🎒

Adresse

Quebec, QC

Site Web

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Sampati FJKM Quebec publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Contacter Le Lieu De Culte

Envoyer un message à Sampati FJKM Quebec:

Raccourcis

Partager