Afafi-Fet Ivato Aéroport ny Kristy

Afafi-Fet Ivato Aéroport ny Kristy "Aleoko Maty toy izay handà an' Andriamanitra."(Md Jacques Berthieu)

🤗TSATILAKRI 🤗Arabaina ny Afafi-Fet Ivato rehetra amin'izao fetin'ny Olomasina mpiaroatsika Izao e. Ho feno ny Aipanahin'...
08/06/2026

🤗TSATILAKRI 🤗
Arabaina ny Afafi-Fet Ivato rehetra amin'izao fetin'ny Olomasina mpiaroatsika Izao e. Ho feno ny Aipanahin'i Md Jacques Berthieu anie isika.
Vavolombelon'i Kristy Ao ve ianareo? Inona no fitsipim-piainanareo? 🩵

❤️Masina Maria anie hiaro ny Reny rehetra. Amen🎊
31/05/2026

❤️Masina Maria anie hiaro ny Reny rehetra. Amen🎊

🤗Mila mahafehy ny Tantara sy Lesona ny Afafi-Fet ny Afafi-Fet tsirairay avy. 🤗
19/05/2026

🤗Mila mahafehy ny Tantara sy Lesona ny Afafi-Fet ny Afafi-Fet tsirairay avy. 🤗

Afafi 🤗@ Alahady 10 mai ilay Adoration. Tongava ireo maniry hiditra Afafi-Fet eto Ivato. ❤️
05/05/2026

Afafi 🤗
@ Alahady 10 mai ilay Adoration. Tongava ireo maniry hiditra Afafi-Fet eto Ivato. ❤️

MIDAMIKRIMIiran-DAva Miarakamin'i Kristy. ❤️
30/04/2026

MIDAMIKRI

MIiran-DAva Miarakamin'i Kristy. ❤️

Mivory ny Afafi-Fet rehetra eto Ivato  ho avy Izao. Antsoina ko ireo maniry hiditra Afafi-Fet eto am Paroasy Ivato. ❤️
26/04/2026

Mivory ny Afafi-Fet rehetra eto Ivato ho avy Izao. Antsoina ko ireo maniry hiditra Afafi-Fet eto am Paroasy Ivato. ❤️

Joyeux anniversaire présidente, I Jesoa anie hiaro sy hanampy hatrany amin' asa rehetra ataonao fa indrindra ato @ Fikam...
31/03/2026

Joyeux anniversaire présidente, I Jesoa anie hiaro sy hanampy hatrany amin' asa rehetra ataonao fa indrindra ato @ Fikambanana. 🎂🎂🎂🎂🤗😍. Mandrakizay Afafi-Fet 🎉🎊

14/03/2026

TSATILAKRI
Hafa ihany Miaraka @ Jesoa . Mandrakizay ny fiarahana amin'i Jesoa e. izahay t@ bonne année . mirary soa hoany AFAFI-FET rehetra e😍

🤗.... AFAFI....🤗Alahady 15 mars 2026 ho avy Izao. Mifampilaza ❤️
12/03/2026

🤗.... AFAFI....🤗
Alahady 15 mars 2026 ho avy Izao. Mifampilaza ❤️

Afafi dia Sampana ivondronan'ny olon-dehibe ao amin'ny Tambanjotram-Pivavaha'ny Papa Manerantany(TPPM)(ireo 25 taona mia...
04/03/2026

Afafi dia Sampana ivondronan'ny olon-dehibe ao amin'ny Tambanjotram-Pivavaha'ny Papa Manerantany(TPPM)(ireo 25 taona miakatra...).❤️

Mitohy ny fivoriany Afafi-Fet Ivato @ Alahady Izao @ 6h 45mn🤗

Address

Ivato Aéroport
Dubai
105

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Afafi-Fet Ivato Aéroport ny Kristy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share